Kolonely Coutiti, 17 taona tany Tsiafahy.

Cette galerie contient 2 photos.

Kolonely Coutiti Mila ady amin-dRavalomanana indray 20/07/2017 Mitombo hatrany ireo irakiraka alefan’ny fitondrana HVM any anaty haino aman-jery hanaratsy an’i Marc Ravalomanana. Ny kolonely Coutiti indray no nipoitra sy niteny omaly. Ingahy Ravalomanana dia efa fantatra fa tsy tiam-bahoaka fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 20 Jolay 2017. Faly Mandritsara fa voarara ny Fivoriana. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

– Maso Mijery avec Arp Helisoa  Mandritsara ny 20 jolay 2017. tsy nahazo nidina ny fiara, tsy nahazo niantsena, tsy azo natao ny mitangorona eo aminy. – 20 juillet 2017 – Mandritsara : VAHOAKA Tena ara-bakiteny ny hoe « vahoaka »: nirohotra daholo na … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 20 Jolay 2017. Faly Mandritsara. Faly ny Filoha.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mandroso Randria , Arp Helisoa 20 juillet 2017 – Mandritsara Mandray ankafaliana ny Filoha Ravalomanana ny mponin’i Mandritsara. Tsy hay tohaina ny olona, ka manampy amin’ny fandaminana ny olona ny Emmo … Vahoaka mora alamina rahateo no misy, n’aiza n’aiza aleha. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Nisy tsiky », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

. Nisy tsiky tsy mba ravo, tsy tena izy ka nandavo; fanesoana fa tsy sitraka, tsy ianteherana fa fitaka. Nisy tsiky fandatsana, ‘zay fialonana mazana; nifono fanosoram-potaka, fisoketana atao ankolaka. Nisy tsikim-pihafiana, taratry ny fijaliana; ‘zay niniana hasetry ihany, mba … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 20 Jolay 2017. Ireo vaovao. Ministry ny vola, Marc Ravalomanana, Ambatondrazaka, Coutiti, Sinoa, Fjkm…

Cette galerie contient 2 photos.

– Fifandraisana Tsy matotra ny seraseran’ny fitondrana   Tsy matotra  ny Serasera eo anivon’ny fitondrana iray manontolo, izay no azo amehezana azy satria ny Ministra Gervais Rakotoarimanana efa etsy  amin’ny Hotel Carlton nilaza ny fametraham-pialany ; ny Filoham-pirenena mbola any … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Governemantan’ny ady », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 3 photos.

GOVERNEMANTAN`NY ADY   Governemantan`ny ady , kanefa dia nisy nitsoaka ? Dia inona indray izao no lainga holazaina an`iretsy vahoaka ? Sa mbola hotohizana hatrany ireo ventin-kabary mampiesona , Ilazana fa hoe ianareo dia malaza ho tsy mandray lesona ? … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

The Ballad of Lucy Jordan – Marianne Faithfull.

Cette galerie contient 2 photos.

. At the age of 37 She knew she’d found forever As she rode along through Paris With the warm wind in her hair –

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 18 Jolay 2017. Ireo vaovao misongadina. Gervais Rakotoarimanana, Ny Fitondrana tsy mahomby, Hvm, Tim …

Cette galerie contient 2 photos.

– Miaha-vaky ny sambon’ny fitondrana Tsy te ho tratra farany ny ministra Gervais R.   Ity no tonga amin’ilay fitenenana hoe: miha-vaky ny sambon’ny fitondrana ka tsy te ho tratra farany ny ministra Gervais Rakotoarimanana, ministry ny fitantanam-bola sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Rtoa Vonintsalama Andriambololona, ministry ny Fitantanam-bola.

Cette galerie contient 2 photos.

18/07/2017 –   Goverenemanta _Minisitra vaovao: Voatendry ho Minisitry ny Fitantanam-bola sy ny Teti-bola i Andriambololona Vonintsalama ary niatrika avy hatrany ny filankevitry ny ministra io maraina io. Efa sekretera jeneralin’io Minisitera io ny tenany saingy nesorina tamin’ny toerany ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Mandela day », Journée internationale Nelson Mandela .

Cette galerie contient 2 photos.

mardi18juillet 2017  Journée internationale Nelson Mandela . Elle est plus connue sous son nom anglais, Mandela day, et existe depuis 2010. En novembre 2009, l’Assemblée générale des Nations Unies a déclaré que le 18 juillet serait une « Journée internationale Nelson … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire