Hetsika fanoherana, 21-22 Novembre 2014. Antananarivo, Antsirabe, Toalagnaro, Sary.

MADAGASIKARA – Hetsika fanoherana Antananarivo, Taolagnaro, Antsirabe (21/22 nov 2014)

 

Tsy mionona ny Tia Tanindrazana fa maneho hatrany ny tolona ataony hanoherana ity fitondrana jiolahimboto ity. Toerana maro teto amin’ny Nosy no nanaovan’izy ireo izany fihetsiketsehana izany (Antananarivo, Taolagnaro, Antsirabe) ary maro tokoa izy ireo no nidina teny an-dalambe nitondra sora-baventy mitaky ny:
– Famoahana ny Filoha Ravalomanana sy ireo vogadra tsy ara-drariny,
– Fametrahana ny fampihavanam-pirenena ho eo am-pelatanan’ny FFKM.
– Tsy fanekena intsony ny mianjady amin’ny vahoaka Malagasy.
Isaorana manokana ireo mahery fo Tia Tanindrazana ireo. Ary anjarantsika Malagasy tsirairay avy no mandray andraikitra hanatevin-daharana azy ireo mba hanavotana ny Firenena izay latsaka an-davaka tanteraka.

MITOHY HATRANY NY TOLONA.

MADAGASIKARA HO AN’NY MALAGASY

GTT INT-Genève.

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s