Communiqué du GTT International Genève. 26/12/2014. Fitaka be vava (gazety La Nation).

Communiqué du GTT Inter Genève: La vigilance s’impose après les premiers résultats de la réconciliation nationale

Malagasy Mandresy, Madagasikara Afaka

Peuple Malagasy Gagnant. Madagasikara Libre

Winner Malagasy People. Free Madagasikara

La vigilance s’impose après les premiers résultats de la réconciliation nationale

Nous, GTT INTERNATIONAL–GENEVE, nous félicitons naturellement que les cinq prisonniers politiques (1), JM Koumba et les quatre agents de l’ACM ainsi que le Président Ravalomanana aient pu réintégrer leurs familles respectives en cette période de fêtes, après tant d’années et de mois d’isolement injustifié. Notre reconnaissance s’adresse aussi à la FFKM qui, grâce aux actions qu’elle a menées dans le cadre du processus de réconciliation, a permis d’obtenir ces premiers résultats.

Toutefois, force est de préciser que ces décisions résultent d’une (simple) mesure de clémence de la part de M. Rajaonarimampianina et n’apporte aucun changement sur le fond du problème. En effet :

  • la grâce présidentielle dont ont bénéficié les cinq détenus politiques est une mesure discrétionnaire du Président de la République accordée aux prisonniers, c’est-à-dire à ceux qui sont reconnus coupables,
  • une dizaine de prisonniers à caractère politique croupissent encore dans les geôles du pays, ils attendent aussi leur libération,
  • le retour du Président Ravalomanana à son domicile de Faravohitra n’est qu’un transfert géographique de son lieu de détention, mais son statut de détenu arbitraire demeure.

Aussi, nous mettons en garde contre toute manœuvre de M. Rajaonarimampianina destinée à duper et les Malagasy et la Communauté Internationale. Car, à travers ces mesures, M. Rajaonarimampianina tente de confirmer la culpabilité des personnes précitées, culpabilité prononcée, rappelons-le, par un tribunal illégal.

Or, pour bien des Malagasy, ce point précis est déterminant et constitue un préalable à la réussite d’une réconciliation nationale. Il ne peut y avoir réconciliation sans justice.

Nous demandons donc :

  • l’annulation des condamnations prononcées à l’encontre de tous les prisonniers politiques,
  • la fin de l’assignation à résidence du Président Ravalomanana afin qu’il recouvre sa totale liberté en tant que citoyen malagasy.
  • l’application dans son intégralité de la Feuille de Route, référence incontournable exigée par la Communauté Internationale et des bailleurs de fonds.

Genève, le 26 décembre 2014

GTT INTERNATIONAL – Collectif de la Diaspora

15, rue des Savoises

Genève – SUISSE

http://gtt-international.blogspot.com

Famindran-toerana ny filoha teo aloha : Ahiana ho fitaka be vava

Fitaka be vava ny famerenana an-dRavalomanana ho ao amin’ny trano fonenany eny Faravohitra, sy ny namoahana ny fonja ireo gadra politika, raha araka ny fahitan’ny Gtt. Tsy nisy, ary tsy azo ekena ny tsy fisian’ny famafana ny didim-pitsarana izay nanameloka azy ireo, hoy hatrany ny fanambaran’ity fikambanana ity. Nomarihany fa tsy hisy fampihavanam-pirenena raha toa ka mbola minia manaamafy ny fankatoavany ny fitsarana tsy ara-dalàna izany nitsara ireo gadra politika ireo sy ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery. Miantso nyfianankaviambe iraisam-pirenena tsy ho sodokan’izao fihetsiky ny mpitondra eto Madagasikara izao ny GTT.

Naneho ny heviny manoloana ny fanampahan-kevitra noraisin’ny fitondram-panjakana taorian’ny fanatanterahana ny fampihavanana notarihan’ny FFKM ny fikambanan’ireo teratany Malagasy mivondrona ao amin’ny Gtt Iternational Génève. Nomarihan’ity fikambanana ity tamin’ny alalan’izany fanambarana izany fa fanampahan-kevitra tsotra ity noraisin’ny filoham-pirenena ity amin’ny maha filoham-panjakana ny tenany. Noho izany tsy mbola tsy azo antokoa hitondra ho amin’ny tena famahana tanteraka ny olana fototra misy eto amin’ny firenena izany. “Famindram-po azon’ny filoham-pirenena atao amin’ireo gadra izay meloka teo anatrehan’ny fitsarana io fanampahan-kevitra vao noraisina io”, hoy hatrany ity fanambarana ity. Tsara anefa ny manamarika, hoy hatrany ny Gtt fa mbola misy gadra politika tsy latsaky ny 10, izay mbola any am-ponja mandrak’izao. Nomarihan’ity fikambanana ity ihany koa fa famindran-toerana ny fonja ihazonana azy fotsiny ihany no azon’ny Filoha teo aloha Ravalomanana Marc. Izany hoe mbola mifonja tsy ara-drariny hatrany ity filoha teo aloha ity na dia efa eny Faravohitra aza no misy azy.

Paikady maloton’ny fanjakana

Eo anatrehan’izany rehetra izany dia miantso ny rehetra ho mailo manoloana ity fihetsiky ny fitondrana sy ny filoham-pirenena ity ny Gtt. Ho azy ireo dia paik’ady maloto hamitahana ny fianankaviambe iraisam-pirenena sy ny vahoaka Malagasy izao fihetsika izao. Satria tsy nisy ny famafana ny sazy nomena ireo olona navoaka ireo. Sazy izay navoakan’ny fitsarana tsy ara-dàlana anefa izany, hoy hatrany ny fanamarihan’ity fikambanana ity. Ny fanampahan-kevitry ny filoham-pirenena anefa dia midika fa manaiky sy manamafy hatrany io fanampahan-kevitry ny fitsarana tsy ara-dalàna ion y tenany, rah any fanamarihana nataon’ity fikambanana ity hatrany. Tsara anefa ny manamarika fa ny tsy fankatoavana ny fitsarana tsy ara-dàlana no tokony ho teboka iaingana amin’ny fampihavanana eto amin’ny firenena.
Manohy hatrany ny fitakiana ny hanafohanana tanteraka ireo didim-pitsarana navoakan’ny fitsarana tsy ara-dàlana ka nanameloka ireo gadra politika, arak’izany, ny Gtt. Mitaky ny fanafahana tanteraka ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc ihany koa izy ireo, mba ahafahan’ity farany miaina an-kalalahana sy hiasa ho an’ny tanindrazana. Farany dia mbola mitaky ny fampiharana antsakany sy andavany ny tondrozotra ihany koa ny fikambanana Gtt araka ny fanambarana navoakany ny 26 desambra lasa teo.
Tsar any manamarika fa tsy nanadino ny nidera ny ezaka nataon’ny FFKM amin’ny fampihaonana ireo filoha teo aloha sy ny filoha am-perinasa ny Gtt.

 

Lanation.mg

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s