Ben’ny tananan’Iarivo : Lalao Ravalomanana.

Nanando Tia. ‎ Nezahina nopotehina ianao ry Iarivo, nodorana ny endrikao na harem-pirenena izany na haren’olon-tsotra, ny vahoakanao dia nisy notezaina mba ho lasa mpandroba, mpanao didin’ny be sandry, nanjaka ny tsy rariny sy ny tsindrio fa lavo sy ny ratsy maro tsy voatanisa. Saingy fotoana izao, tsy foin’Andriamanitra ho resy ianao, ny vahoakanao hifidy an’i neny no hamerina indray ny hasina maha olona sy ny hasinao. Ho fitaratra ho an’i Gasikara. Neny? mendrika sy manam-pahendrena, n°6.
Antananarivo_embleme-247x300
Jocelyn Randrianasoloniaina‎. Hiverina amin’ny laoniny ny fiainam-bahoaka, ny mpianatra hianatra daholo maimaim-poana hoan’ny ambaratonga voalohany, hahazo kitapo fa tsy tsilena, hiverina ny blozy, mbola hiampy ny ronono any am-pianarana izany, ny fahasalamam-bahoaka hiverina, ny fandriam-pahalemana hiverina amin’ny laoniny ary indrindra indrindra ny vidim-bokatra sy ny lalana rehetra mba ho vita aby, indrindra ireo mampitohy ny Distrikantsika amin’ireo Kaominina 15 ato Ifanadiana !!!! Izany rehetra izany dia efa ao anatin’ity MAP Kaominaly an-tanako ity !!!!
Fanalehibeazana : Tsindrio ny sary.
Rova 3

Ph MCM de Paris

Rova Manjakamiadana 3

Ph MCM de Paris

Rova 1

Ph MCM de Paris

Iarivo 5

Ph MCM de Paris

Tana 5

Ph MCM de Paris

Mahamasina sy ny manodidina

Ph MCM de Paris

Tana 4

Ph MCM de Paris

Tn 3

Ph MCM de Paris

Tn 16

Ph MCM de Paris

Ampefiloha

Ph MCM de Paris

Tana 7

Ph MCM de Paris

Tana 6

Ph MCM de Paris

Ankadifotsy

PH MCM de Paris

Avenue Tana 2

Ph MCM de Paris

Behoririka 2

Ph MCM de Paris

Rasalama

Ph MCM de Paris

Magro Ankorondrano

Magro. Ph MCM de Paris

Kamy nanisy julet presse mba ahafahana  mi-circule tsara maka vaovao

Ph MCM de Paris

DSCN2791

Ph MCM de Paris

Ph 4

Paris 26/06/2015. Ph MCM de Paris

Feo IrayHitadiavan’i Neny vahaolana MAHARITRA ny resaka fako eto andrenivohitra!

Ezaka izay ninia tsy nivakiana loha, na koa tsy hain’ny ekipan’ny mpanongam-panjakana: Edgard Razafindravahy, Eliane Ratsivalaka, Ny Hasina Andriamnjato, ….

Video-Neny (I)

Video-Neny (II)

MCM de Paris

Lalao Ravalomanana no antsika MCM de Paris

6

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s