Les Usines Tiko de Marc Ravalomanana et la « mauvaises foi » du ministre Rafidimanana.

L’image d’un chrétien, homme propre ?

Bois de rose et promiscuité avérée : « … sur la base du dossier Beriziky, beaucoup du beau monde continuera à caracoler dans l’actualité, politique, surtout. A titre d’exemple :Narson Rafidimanana, Coco pour les intimes, et ministre du commerce, que MrNazaraly n’hésite pas à qualifier de « mon poulain dans ce gouvernement »,et d’un, et de deux, Anthelme Ramparany, qui est devenu entre-temps un ami intime de Sieur Coco et de Nazarali, ministre de l’Environnement, de l’écologie et des forêts, qui a eu cette idée géniale de brûler les stocks de bois de rose pour qu’ils disparaissent à jamais, au profit de qui svp ?… Cerise sur le gâteau, le sieur Nazaraly, comme un « karana » de service, arbore la cravate bleue et la chemise blanche de ses amitiés politiques particulières. C’est bien la première fois qu’un « Karana » s’affiche en militant politique… »(Bois de rose, la lettre de M/car Matin)

AMPAMOAKA BOADEROZY

Minisitra, depiote, sinoa no tena atidoha

Tia Tanindrazana. 02.09.2015 – Hatramin’izay dia nanjavozavo hatrany ny manodidina ity raharahan’andramena ity.

Ankehitriny dia misy lisitra tonga eny am-pelatanan’ny masoivoho vahiny iray eto Madagasikara, ary azon’ny mpanao gazety ihany koa izay mitanisa ny anaran’ireo mpanondrana an-tsokosoko ny andramena eto Madagasikara

Vola be

Efa manodidina ny 1.960.200.000.000 Ar (690 tapitrisa dolara) hatramin’izay (mety mbola ambony noho izany aza) ny vola azo avy amin’ity trafika goavambe ity, araka ny tatitra ao anatin’ilay antontan-taratasy. Azo nanamboarana lalana vita tara 1 960 km manerana an’i Madagasikara io vola be io, mbola nisy fameriny betsaka raha nikarakarana ny fifidianana filoha sy solombavambahoaka ary ben’ny tanàna, ary nahafahana nampiditra an-tsekoly mpianatra fanabeazana fototra zaza malagasy 2 741 538 hianatra maimaimpoana sady mahazo sakafo 3 000 Ar isan’andro mandritra ny 9 volana.

Ary raha raisina hoe 17 tapitrisa ny Malagasy, tena sahirana fadiranovana ny 92%-n’ireo, izany hoe olona miisa 15 640 000, dia mbola mahazo 125 332 Ar isanisany ireo olona ireo raha zaraina aminy io volabe nihodina tamin’ny aferana boaderozy io. Olom-bitsy ihany anefa no mahazo tombontsoa sy miha manankarena isan’andro amin’ny fitrandrahana tsy am-piheverana ity harem-pirenena ity.

Depiote sy minisitra

Anaran’olona miisa 20 mahery no voatonona ao amin’ity antontan-taratasy ity. Solombavambahoaka am-perinasa ny iray izay voatondro fa manana boaderozy 81 kaontenera ary efa nahazo vola hatrany amin’ny 16,2 tapitrisa dolara ; eo ihany koa solombavambahoaka teo aloha izay voalaza fa nanondrana boaderozy hatrany amin’ny 151 kaontenera ka nahazo vola be manodidina ny 30,4 tapitrisa dolara.

Misy minisitra iray sy teratany sinoa iray izay tena mpandraharaha lehibe eto Madagasikara voatondro fa efa nahavita nanondrana boaderozy hatramin’ny 300 kaontenera koa voaresaka ao anatin’ity antontan-taratasy ity. Etsy an-kilan’izay dia saika mpandraharaha sy mpitantana trano fandraisam-bahiny any Vohemar sy Sambava ary Antalaha avokoa no tena voatonontonona.

Miray petsapetsa

Tsara homarihina ihany koa fa misy amin’ireo anarana nomen’ny praiminisitra teo aloha Omer Beriziky no tafiditra ao anatin’ity antontan-taratasy ity. Ny tale jeneralin’ny Bianco nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny hotely Ibis dia efa nanambara fa sarotra ny manao io fanadihadiana andramena io satria mila famatsiam-bola hanaovana ny fivezevezena. Rehefa ampidirina eny anivon’ny fitsarana anefa ny antontan-taratasy, hoy izy dia tsy misy tohiny intsony. Azo antoka anefa fa ny tsy fahafehezan’ny fanjakana malagasy ity resaka risorison’andramena ity dia tsy hanomezan’ny vahiny fitokisana antsika Malagasy mihitsy.

Tamin’ny fanombohan’ny krizy ny volana febroary 2009 no nanomboka tena niroborobo ny trafikana boaderozy na andramena tany amin’iny tapany avaratra atsinanan’ny nosy iny. Efa fantatra ihany ireo manao azy sy ny toerana hanondranana ny hazo sarobidy, saingy toa mikatso foana ny fanadihadiana sy ny fitsarana. Io no mahatonga ny olona hilaza fa misy ny manampahefana tafiditra ao anatin’ity afera ity ka izy ireo mihitsy no manao ny fomba rehetra tsy hivoahan’ny marina momba ny boaderozy ary mety resaka fotsiny ny fianianana nataoan’ny filoha Rajaonarimampianina hiady amin’ny fandripahana ny harem-pirenena tamin’ny 25 janoary 2014 fa tsy hisy asa mivaingana mihitsy.

Andry Ratovo. (Tia Tanindrazana).

« Antananarivo. 27 janvier 2015 – La question réouverture des usines Tiko a été remise sur le tapis, lors de la cérémonie de passation de service entre l’ancien ministre de l’Industrie et du secteur privé, Jules Etienne, et le nouveau, Narison Rafidimanana,hier, au siège du ministère à Anosy.

« La réponse à cette question ne dépend pas de moi » a fait savoir le nouveau ministre, « vue la caractère politique et notamment la délicatesse de la situation. Je penses que cette réponse revient au conseil du gouvernement, ou au conseil des ministres, voire même, du président de la République. »

« Car, Tiko doit encore une certaine somme d’argent à l’Etat. Il n’est donc pas de mon seul ressors, de décider de cette réouverture. En tout cas, la continuité de l’Etat existe bel et bien au niveau de mon département ministériel. Des procédures ont déjà été entamées dans ce sens par mon prédécesseur et je compte bien continuer ce qui a été fait » a-t-il martelé ». (Réouverture des usines TIKO, orange.mg).

Les déclarations de Mr Marc Ravalomanana :

Marc RAVALOMANANA: « A l’instar des pays africains, Madagascar devra bouger. L’industrie étant un catalyseur de la transformation économique, et du développement, le Groupe TIKO est prêt à donner d’opportunités d’emplois aux Malagasy et à créer de la valeur ajoutée pour le pays »

Fanarenana ny firenena Ho avy ny TIKO

03/09/2015

Tsy dia niresaka politika firy i Marc Ravalomanana tato ho ato fa nifantoka tamin’ny fampihodinana indray ny orinasa nantsangany. Nandefa taratasy tany amin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina izy ny 28 aogositra lasa teo

Manambara io taratasy io fa vonona ny hanefa ny trosany amin’ny fanjakana ny orinasa Tiko aorian’ny kajy iarahan’ny roa tonta manao. Araka ny voalazan’ny tondrozotra izay efa lasa lalàna mantsy dia mahazo vola onitra ihany koa ireo orinasa niharam-boina noho ny raharaha 2009.

Fampandrosoana ny firenena

Ny fampandrosoana an’i Madagasikara izao no zava-dehibe, hoy i Marc Ravalomanana ary vonona ny hitondra ny anjara birikiny amin’izany ny Tiko. Tahaka ny efa natao teny Tanjombato dia natomboka omaly ny fanadiovana ny toerana misy ny Magro etsy Ankorondrano, niarahan’ny mpiasa sy ny mpitantana ny orinasa. Tantsoroka ho amin’ny fampandrosoana ny indostria sy famoronana asa eto Madagasikara ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana, hoy i Marc Ravalomanana omaly.

Tsy maintsy hisy ihany koa tamberim-bidy avy amin’ny fihodinana orinasa goavana tahaka ny Tiko ka hahafahana manatratra tsara ny tanjon’ny politikam-pampandrosoan’ny fanjakana ho an’ny firenena, dia ny PND. Aleo ampanginina ny hampom-bo sy ny lonilony fa ny fampandrosoana ny firenena no hobanjinina, hoy ny filoha mpanorina ny Tiko.

Tena mahatoky ny tsy maintsy hisokafan’ny Tiko aho, hoy i Marc Ravalomanana ary efa maro ireo mpiara-miombon’antoka sy solontenan’ny sehatra iraisam-pirenena tafaresaka tamiko momba izany tahaka ny vondrona afrikanina, vondrona eoropeanina, Etazonia, Afrika atsimo. Manodidina ny 100 teo ireo mpiasan’ny Tiko niara-nisalahy nanadio ny Magro Ankorondrano omaly ary mbola atao tahaka izany daholo ny toerana misy ny orinasan’ny Groupe Tiko rehetra. Re moa fa mety ho hita ihany ny marimaritra iraisana eo amin’ny fanjakana sy ny Tiko ho amin’ny fampihodinana indray ity orinasa ity. Tia Tanindrazana. 

03.09.2015 : Teny amin’ny Magro teny Ankorondrano ny Filoha Marc Ravalomanana nijery ny teny antoerana ary nisy ny fanadiovana ny toerana teny … Azo antoka sy azo hinoana fa misy ny fotodrafitr’asa apetraka eny izany ho an’ny oron’asa TIKO amin’izao fanarenana azy izao… Malagasy Noverezina ZO

Réouverture de “TIKO” : Les précisions de Narson Rafidimanana

La réouverture de la société TIKO dépend d’une concertation entre différents départements du gouvernement et ne relève pas uniquement des compétences du ministère de l’Industrie et du Développement du Secteur Privé, a fait savoir le ministre Narson Rafidimanana.

Le ministre a réagi ainsi au déplacement de Marc Ravalomanana, fondateur du groupe Tiko, mercredi dernier au Magro d’Ankorondrano. Le ministre a rappelé que de nombreux paramètres sont à considérer avant de trancher sur la réouverture des entreprises du groupe Tiko. Il en est ainsi, entre autres, des arriérés impayés que cette société doit encore à l’État malgache.

RR. MaTV.mg

Mais de leurs amis et complices « vahiny » :  Nullement inquiétés par les gendarmes, la Justice : les 109 sanctionnés, les fozas, les vazahas… les karana. Pourquoi ?

Rafidimanana et Nazaraly.

 

Liste de Beriziky. Bois de rose et promiscuité avérée :

« Deux ministres, un sur la tribune et un autre au premier rang, puis un… « Karana »figurent dans la liste Beriziky mais ils ne s’en montrent pas gênés pour autant. Il est vrai que jusqu’ici, ils dorment la conscience tranquille. En attendant que le nouveau régime prenne ses responsabilités, que le nouveau Président honore ses promesses du 25 Janvier et lance une enquête judiciaire sur la base du dossier Beriziky, beaucoup du beau monde continuera à caracoler dans l’actualité, politique, surtout.

A titre d’exemple : Narson Rafidimanana, Coco pour les intimes, et ministre du commerce, que Mr Nazaraly n’hésite pas à qualifier de« mon poulain dans ce gouvernement », et d’un, et de deux, Anthelme Ramparany, qui est devenu entre-temps un ami intime de Sieur Coco et de Nazarali, ministre de l’Environnement, de l’écologie et des forêts, qui a eu cette idée géniale de brûler les stocks de bois de rose pour qu’ils disparaissent à jamais, au profit de qui svp ?… Cerise sur le gâteau, le sieur Nazaraly, comme un« karana » de service, arbore la cravate bleue et la chemise blanche de ses amitiés politiques particulières. C’est bien la première fois qu’un « Karana » s’affiche en militant politique. Là aussi, il y a de quoi. Sa présence dans la LISTE ne fait que confirmer ce que tous les salons économiques savent. Nazaraly est souvent cité dans les affaires de bois de rose ou de blanchiment d’argent…

Dossiers bois de rose à Madagascar,des nouveaux milliardaires. P. Divay

Nazaraly dans… Panama Papers.

Panama papers a

 NDAO HANARINA AN’I MADAGASIKARA.

 Aza dia négatif sy masiaka be loatra @ fanehoanao hevitra vis-à-vis Ny Orinasa TIKO t@ TV+ omaly enao Atoa Narson Rafidimanana ô!!!
Kajio tsara aloha ny honitra vokatra ny barbarie ny fanonganampanjakana t@2009 sy ny hetra tkn alohany vao milaza fa ananany ny fanjakana vola be Ny TIKO araka ny FDR ka tsy mahamaika ny anokafana azy
Tsy hitanao ngah reo olona tsy an ´ASA miandry ny anokafana izany ?
Ankoatra zay, asio mangarahara @zay ny asa amandraikitra ary sahia milaza fa mandoha antsakany sy andavany ny hetriny reo Orinasa ny sinoa sy karana tsy miankina rehetra reo amoronana ASA aingana ihany koa hoan ‘ ny m’ iray T é

Climat des affaires – Les investisseurs restent réticents

11.09.2015
Le constat est sans appel. Les investisseurs ne se bousculent pas au portillon pour intervenir à Madagascar.
Le ministre de l’Industrie et du développement du secteur privé, Narson Rafidi­manana, l’a souligné, hier lors de l’ouverture de l’atelier national sur l’examen de la politique d’investissement à Mada­gas­car. Il a affirmé que le niveau très bas enregistré des Investissements directs étrangers (IDE), peut être interprété comme le résultat d’un environnement des affaires inapproprié et de l’inadéquation de certaines stratégies.
Le manque de sécurité juridique et la faiblesse des institutions sont jugés comme étant un obstacle qui bloque les IDE. Les investisseurs hésitent à cause des flous sur le régime en place. « Ni le code de l’industrie ni celui des investisseurs ne sont mis en place », ajoute Narson Rafidimanana.
Par ailleurs, le ministre a précisé que son département fera un rapport sur l’état des lieux suivant les recommandations de la Conférence des nations Unies sur le commerce et le développement (Cnuced).

Et on n’empêche les usines TIKO… Bref que des incompétents.

FANJAKANA TSY MISY ILAINA AZY.
REHEFA VAHINY DIA MAIKA ERY NEFA NY TIKO TSY ASAINA SOKAFANA .

Les opérateurs de la filière lait du Vakinankaratra ont encore du mal à faire face à la concurrence avec les produits importés.

La filière lait se développe, malgré certaines contraintes comme la forte concurrence avec les produits importés et la faiblesse généralisée du pouvoir d’achat. Tels sont les propos du ministre de l’Industrie et du Développement du Secteur Privé, Narson Rafidimanana, suite à une visite faite par sa délégation, dans la région Vakinankaratra.

L’usine de la société Socolait et l’entreprise Tsarafy ont fait l’objet de cette visite, visant à constater de visu, la situation de la filière. « Socolait a investi 1 million d’Euros pour la rénovation de l’usine, afin d’améliorer la productivité et diversifier sa production. Cette société dispose de 1 700 employés, dont 10 techniciens pour assurer le suivi des 1 500 éleveurs de vaches laitières. En termes de matières premières, elle absorbe 2 millions de litre de lait frais par an ; un chiffre qui augmentera à 2,8 millions de litre en 2016, pour la production de lait nature, beurre, yaourt, froamges, lait concentré, Farilac, chips, etc. Elle dispose également d’un centre de collecte où le lait est livré individuellement par les paysans sous contrat, et équipés gratuitement par société. Malgré cette bonne situation, Socolait doit encore face à la forte concurrence des produits importés », a informé le ministre.

Quant à l’entreprise Tsarafy, dirigé par une femme à Antanamanjaka Antsirabe, l’approvisionnement en matière première présente encore des difficultés. En effet, cette entreprise consomme 1 000 litres de lait frais par jour, dont 300 litres fournis par le professionnel FIFAMANOR (Fiompiana Fambolena Malagasy Norvéziana) et le reste par des particuliers.

Pour le Ministère, l’objectif est d’appuyer ces acteurs et faire en sorte qu’il y ait plus de synergie entre les éleveurs et les unités de transformation, afin d assurer la traçabilité ainsi que l’économie d’échelle dans l’approvisionnement. Ces actions se font en collaboration avec le MDB (Malagasy Dairy Board), dans le cadre du projet ASA (Appui à l’agro-sylviculture).

BREF

TIKO

Guy Rivo Randrianarisoa

Radio Rindra – Vaovao tapatapany 05.09.2015: Nidina teny amin’ny Kianja Magro Ankorondrana ny Filoha Marc Ravalomanana androany ary nisy ny tafatafa nataony tamin’ny mpanao gazety izay nilazany fa ny orin’asa TIKO dia tsy MAINTSY hisokatra ary izany rivo rakotovao izany dia tsy misy akory no tokona hataitra amin’izay fanambarana nataony …

Ny député Zafilahy Stanislas dia miantso firaisankina ho eo an’damosin’ny Filoha Marc Ravalomanana …

rivo rakotovao nanambara fa mbola misy «litige» ny tany eny Ankorondrano ary hanao fanambarana hono ny chambre de commerce tsy ho ela ! ! !

Malagasy Noverezina ZO Magro Akorondrano

Malagasy Noverezina ZO
Magro Akorondrano

Malagasy Noverezina ZO Magro Akorondrano

Malagasy Noverezina ZO
Magro Akorondrano

Malagasy Noverezina ZO Magro Akorondrano

Malagasy Noverezina ZO
Magro Akorondrano

Malagasy Noverezina ZO Magro Akorondrano

Malagasy Noverezina ZO
Magro Akorondrano

https://www.facebook.com/Malagasynoverezanazo/media_set…

http://ti1ca.com/j7zarzaf-vie-04-150905-Radio-Rindra-Vaovao…

http://www.tim-madagascar.org

Yvon RakotomalalaTiako I Madagasikara – Tohanako ny Filoha Marc Ravalomanana

Rakotozafy Martin

Tonga dia atao mahitsy ny resaka eto eh: izy no Rakotozafy Martin, filohan’ny tranoben’ny varotra(chambre de commerce) izay anisan’ny niara nanongam-panjakàna t@ Rajoelina t@ 2009! izao izy rehefa mifampiraharaha @ ireo karàna, sy vahiny, mpandroba ny Malagasy kely, ary izy mihintsy no tompon’ny salegy t@ fandroahana an’ny MAGRO hiala teo Ankorondrano mba hamonoana ny tolona hampodiana an’i DADA teto! diso anefa ny kajy satria nitohy teo @ Magro Behoririka, izay an’ny TIKO manokana ny tolona!(mpandalo ianao Rakotozafy Martin ah! fa tsy misy 1M2 anao ny fananan’ny CMM) !!!!mbola hitohy!!!!

 05.09.2015: Nidina teny amin’ny Kianja Magro Ankorondrana ny Foloha

Kianja Magro Ankorondrana – 05.09.2015.

Nidina nanara maso ny fanadiovana teny teny amin’ny magro ankorondrano Atoa Ravalomanana. Hiezaka hanampy ny fitondrana amin’ny fanomezana asa ny Malagasy.

Magro Ankorondrano.

Ravalo Ré 3

Ph Guy Rivo R. M. Ravalomanana à La Réunion

Ravalo Ré 5

Ph Guy Rivo R. Marc Ravalomanana à La Réunion

Ph. Malagasy Noverezina ZO

Ph. Dada sy Neny. Magro-Tana.

Dada sy Neny

Ph. Dada sy Neny. Magro Tanà.

Dada sy Neny

Ph. Dada sy Neny. Magro Tanà.

Dada sy Neny

Ph. Dada sy Neny. Magro Tanà.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s