Vaovao lehibe. Orinasa JIVIMA : « Jiro vita malagasy ».

Guy Rivo Randrianarisoa

 JIVIMA. Jiro Vita Malagasy

Tsy mila Jirama fa masoandro ary mandeha 24/24. Tafo 100 eto imamba sy ambatomaro Tana5 notolorako ary nahazo jiro manomboka anio rehefa niaina taona maro tao anatin’ny aizina.

Fitaovana raitra vita ny orinasa malagasy, JIVIMA JIRO Vita Malagasy ireo vata kely ireo ary manome jiro sy fahana finday ary herinaratra hiainoana Radio isan tokantrano mandeha tsy hankiato isanandro. Afaka mianatra sy mamaky ao anatin’ny hazavana amin’izay ireto fianakaviana ireto. Nomeko fanampiana koa ity orinasa ity ary dia hamokatra amizay manomboka izao. Na isika te hiala amin’ny délestage aza dia mila itony. Ho avy tsy ho ela

Guy Rivo Randrianarisoa

Faly ireto vahoaka maro teto imamba Tana 5 (50 tafo) nahazo fahazavana rehefa tonga ny alina. Hampiako koa ny orinasa JIVIMA Jiro Vita Malagasy hamokatra ary hanome herinaratra ho any malagasy, herinaratra miankina fotsiny amin’ny masoandro. Natolotro tamin’izany ny karamako rehetra manontolo roa volana novambra sy desambra. Efa nampiditra mpiasa ary manomboka mamokatra io orinasa JIVIMA io. Tiako ny manamarika fa nanantona olona maro sy manampahefana ambony ireo mitantana JIVIMA saingy tsy nahazo valiny nandritra ny 6 volana. Ary rehefa nampiseho ahy ny fahaizany dia nampiako avy hatrany.

Photo de Guy Rivo Randrianarisoa.
jivima 5
jivima 6
jivima 1

Guy Rivo Randrianarisoa

jivima3

Guy Rivo Randrianarisoa

jivima 2

Guy Rivo Randrianarisoa

Guy Rivo Randrianarisoa. 24 Déc. 2015.

Tafo 10 teto atsobolo ambatomaro androany no nozaraina ilay vata famatsiana herinaratra ka nahazo hazavana isan tokantrano indray. Vita teo ny labozia sy ny jiro pétrole.

publication deMandroso Randria.
22 Septembre 2016.

Photo de Mandroso Randria.
Photo de Mandroso Randria.
Photo de Mandroso Randria.
Photo de Mandroso Randria.
Photo de Mandroso Randria.
Mandroso Randria — avec Guy Rivo Randrianarisoa.

 

WANTED i Andry Nirina RAMIANDRISOA alias Omar Mohammad Ali, tompon’ny Ji.Vi.Ma (Jiro Vita Malagasy).

Betsaka ireo resy lahatra –hatramin’ireo mpitondra fanjakana sy olomboafidy aza– raha nandre ny projet-ny, ka dia maro ireo nanampy azy …

Anisan’ny vesatra iampangàna azy ny « fisolokiana », donc tsy gaga tokoa ianao rehefa mahita fa hay misalotra anarana hafa mihitsy ny compte-ny ety amin’ny FB : Omar Mohammad Ali

Dé ho sahirana tokoa aloha izay hitady azy, fa tena mpi-voyage be lé razoky ‘ty, feno azy i babay sy lohavohitra …

Sary : https://web.facebook.com/ramiandrisoa.andrinirina?fref=ts

 Faly dia mandihy.

lamba 6

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Un commentaire pour Vaovao lehibe. Orinasa JIVIMA : « Jiro vita malagasy ».

  1. andritiana dit :

    LOL. afabaraka indray izao ny vita malagasy satria kay mpisoloky ito orinasa ito.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s