22/01/2016. Antananarivo –renivohitra. Miverina mivangongo indray ny fako.

22/01/2016

Tsy niherina akory ny volana nilazan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny tokony hiandraiketan-dry zareo amin’izay ny fanalana ny fako eto an-drenivohitra ka nahatonga ny tale

jeneralin’ny orinasa Samva nidina nanara-maso ifotony ny asa fanalana izany fako izany dia indro fa tazana miverina mivangongo indray ankehitriny ny fako arian’ny olona eny amin’ireo dabam-pako.

Niantso ny fivorian’ny filan-kevim-pitantanan’ny Samva mba handaniana ny tetibola 2016 moa ny praiminisitra, fa mandra-piandry izay ve izany dia hiavosa indray ny fako ? Dia tena efa mahazatra ity fitondrana ankehitriny ity mihitsy ny misehoseho ivelany sy manao indray mielatra amin’ny zavatra atao ka zary tsy mahefa n’inona n’inona akory fa manome tsiny sy manilika andraikitrafotsiny avy eo.

Rabri TiaTanindrazana.

Jean-Luce Randriamihoatra

Photo de Jean-Luce Randriamihoatra.
Photo de Jean-Luce Randriamihoatra.
Photo de Jean-Luce Randriamihoatra.

‪#‎Fako‬ ‪#‎Antananarivo‬ ‪#‎Fiarahamonina‬

TSY AZO AVELA HIALON’ANDRO KOSA NY FAKO E !

Tsy maintsy henjehin’ny SAMVA kosa aloha ireo tobim-pako toy ity ao Tsenaben’Isotry ity (sary nalainay androany).

Handrasana ho sahala ny tamin’ny 25 desambra teo indray ve, ka hanimba ny tsenan’ny Mpivarotra amin’ny sabotsy ?

Mila diovina sy madio ny Renivohitra.

Photo de Jean-Luce Randriamihoatra.
Photo de Jean-Luce Randriamihoatra.
Photo de Jean-Luce Randriamihoatra.
Photo de Jean-Luce Randriamihoatra.
Photo de Jean-Luce Randriamihoatra.

Jean-Luce Randriamihoatra

 

‪#‎APIPA‬ ‪#‎MAFIARIVO‬
IZAY AHAY …

Mila diovina sy madio ny Renivohitra.

Raha nanakiana ny APIPA izahay mikasika ireo « asa zara natao », dia hitantsika kosa ankehitriny fa mampiasa ireny fiarabe ireny hanadiovana iny Lakandranon’Andriantany iny ry zareo ankehitriny, na dia somary « mbola variana makamaka aina » aza (andro amin’ny 10 ora maraina no nakàna ny sary).

Tsy tokony hilalao asa mihintsy satria lavitr’ezaka ny fanadiovana … no raha mialon’andro koa ny loto dia mora mianaka ny aretina samihafa.

Mankahery hatrany é !

#‎Tsena‬ ‪#‎Fiarahamonina‬ ‪#‎Antananarivo‬

AO ANATIN’NY TSENA « PETITE VITESSE »

Sary nalainay androany …
… Tena mbola malalaka be kosa é !

Tsy maintsy diovina sy madio Antananarivo !

 

AO ANATIN’NY TSENABEN’ISOTRY …
 

Jean-Luce Randriamihoatra a ajouté 5 nouvelles photos.

22 h ·

‪#‎Tsena‬ ‪#‎Fiarahamonina‬ ‪#‎Antananarivo‬
AO ANATIN’NY TSENABEN’ISOTRY …

Ny Mpivarotra ety amoron-dàlana no mazàna hitantsika, ary izay antony izay no nidiranay anaty tsena (teny Isotry, androany).

Niresaka tamin’ireo Mpivarotra ireo izahay, naka sary …
… ary naneho taminay ny alahelony koa ry zareo.

Fa mbola malalaka ny tsena …
… toy ny ao amin’ny Tsenan’ny Fihavanana (Petite Vitesse).

Tsy maintsy diovina sy madio ny Renivohitra !

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s