6/02/2016. Imerikasinina. Fambolen-kazo sy kabarin’ny Filoha Marc Ravalomanana. GValosoa.

 Imerikasinina.

 

 

Nanambara izao ny Fikloha Marc Ravalomanana teny Imerikasinina rehefa nandray fitenenana. « Tsy maintsy mivoaka ny marina momba’ny raharaha 7 febrory 2009.Ny marina tsy mba maty, ary tsy namono olona aho na iray aza. Tsy mijaly aho amin’izao fotoana izao fa ory mahita ny vahoaka Malagasy mijaly. Io lapan’ny tanana misy an’i Neny io, nanome 5 miliara ny ben’ny tanana Andry Rajoelina aho tamin’ny nitondrany hanamboarana ny lapan’ny tanana. 

 Mikasika ny fifidianana ho filoham-pirenena amin’ny taona 2018 :  « Mbola 2016 izao, aleo aloha hosokafana ny tiko hanasoavana ny vahoaka » Momba ny frankofonia : « Tsy manan-kolazaina aho fa ny taniko aza nalainy ». « Tsy milaza ho mpanohitra ny tim ankehitriny satria matahotra mpanohitra io fitondrana io dia aleo tsy miteny. misy fotoana ny zava-drehetra ». Farany « Rehefa mamboly hazo dia mila tondrahana fa tsy hatsatoka fotsiny ».
sary 
Ravalo 22
Ravalo 9
Ravalo 12
Ravalo 11
 –

Imerikasinina.

Antoko TIM miaraka amin’ny Filoha Marc Ravalomanana

Ravalo 4
Ravalo 18
Ravalo 19
Ravalo 5
Ravalo 15
Ravalo 6 Imer
Ravalo 7 ImerRavalo 8 Imer
Nanatontosa ny fambolenkazo teny Imarikasinina, notarihin’ny Filoha Ravalomanana ny antoko TIM androany 6 febroary . Nisy valandresaka fohy nataony tamin’ny mpanao gazety tamin’izany ka nilazany ny heviny momba ny toe-draharaha eto Madagasikara. Toe-draharaha anjakan’ny tsy rariny. Ny zava-misy eto amin’ny firenena no notanisainy : mpitondra tsy mijery vahoaka noana, fiaraha-monina feno herisetra sy fampihorohoroana, fampisotroana rano maloto ny vahoaka. Tany tsy tan-dalàna. Efa feno fahasarotana ny fahazoan’ny olona mampanjaka ny zony hifidy kanefa dia mbola arahina fanitsahana ny lalàm-panorenana izany. Ny olon’ny lalàna izay tokony hampanjaka ny fahamarinana no voarohirohy amin’ny asa ratsy ka miatrika fitsarana.
Ny tsy fanajana izay nosiniavina sy ny tsy fanomezana hasina ny mpiray tanindrazana mahatonga ny tsy fifampitokisana : ny zavatra nosiniavina tao amin’ny « feuille de route » tsy misy arahina, tsy misy fanomezana fenitra amin’ny maha filoha azy teo aloha ; ny mpandraharaha malagasy tokony hampandeha ny toe-karena tsy afaka mifanaraka amin’ny mpitondra fanjakana intsony. Etsy an-daniny dia sady mahazo vahana no manararaotra ny zava-misy ny mpanambola vahiny vitsy an’isa manjakazaka eo amin’ny firenena. Mpitondra fanjakana tsy mahataty mpanohitra hoy izy no misy eto raha namaly ny fanontanian’ny mpanao gazety momba ny toeran’ny antoko TIM ny tenany. Tsy lian-drà sy korontana ny tenany, fa tsy manakana azy hiteny ny zava-misy sy tsy mety izany. Andro mialoha ny 7 febroary moa izany andro izany koa dia fotoana nanamafisany fa ny tenany dia tsy nanao fandatsa-drà teto amin’ny firenena izay hanendrikendrehana azy. Sarotra hoy izy ny miady amin’ny marina ary ny marina marina foana. Ao anatin’izany fotoan-tsarotra izany dia mijoro mandrakariva ny Filoha Ravalomanana manome fanantenana ny vahoaka. – TIM

Construction de l’Hôtel de Ville : “J’ai donné un milliard Ar. à Rajoelina”, révèle Marc Ravalomanana

Si ses détracteurs glosent sur le fait que l’ancien président de la République n’a rien fait pour la capitale, il a mis les points sur les i en rappelant qu’il a participé financièrement à la construction de l’Hôtel de ville… 

Déclaration sur déclaration. Le 7 février 2009, la Francophonie, la politique en général ont été évoquées par Marc Ravalomanana. Il n’a pas mâché ses mots, comme à son habitude, pour dénoncer les agissements des dirigeants du pays.
A Imerinkasinina, l’ancien président Marc Ravalomanana a rappelé qu’il avait remis 1 milliard d’Ariary à Andry Rajoelina pour la reconstruction de l’hôtel de Ville d’Antananarivo. Ces faits remontent à l’époque où il était président de la République et Andry Rajoelina maire de la Commune Urbaine d’Antananarivo.
En ce qui concerne le massacre du 7 février 2009, Marc Ravalomanana a fait savoir que tôt ou tard, la vérité sur cette affaire sera connue. « Je n’ai tué, même pas une seule personne durant les 8 années où j’étais au pouvoir», a-t-il fait savoir. Histoire de confirmer qu’il n’est pas impliqué ni de près, ni de loin, à ce massacre et qu’il n’en est point responsable. « Je ne vais pas non plus imputer ce crime à qui que ce soit », renchérit l’ancien président Marc Ravalomanana.
L’ancien président n’a rien à ajouter sur la Francophonie, il déplore toujours l’accaparement du terrain d’Andohatapenaka par l’Etat malgache. En effet la construction des complexes d’Andohatapenaka pour accueillir le prochain sommet de la Francophonie est maintenant en cours.
L’ancien président Marc Ravalomanana a fait savoir durant ce reboisement qu’il n’a pas encore perçu aucun de ses droits d’ancien président de la République. Il lance ainsi un appel à la SADC et à l’Union africaine au suivi de la feuille de route.

Dirigeants sans vision

L’ancien président Marc Ravalomanana a qualifié les dirigeants actuels de « dirigeants sans vision ». Nous empruntons une « wrong direction » a-t-il lancé dans la langue de Shakespeare. Le respect mutuel n’existe plus à Madagascar, a-t-il martelé. Et lui d’enfoncer le clou en déclarant qu’il n’y a plus rien qui marche dans le pays.
Ce reboisement à Imerinkasinana a été l’occasion pour le parti TIM de raffermir la solidarité de ses membres. Des membres issus d’autres régions ont assisté à ce rendez-vous d’Imerinkasinina. D’Antsiranana, de Toamasina, d’Antsirabe, de Moramanga, de Mahajanga et d’Ambatondrazaka, entre autres.

Ghislain V

– See more at: http://matv.mg/construction-de-lhotel-de-ville-jai-donne-un-milliard-ar-a-rajoelina-revele-marc-ravalomanana/#sthash.alMeIsgd.dpuf

_

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :