« Seza vaky bal… », Nary (Mamitiana Randrianarison).

SEZA VAKY BAL…

 

Raikitra indray ny hazakazaka
Tandremo sao tavela eo
Tatsimo ianao io sa tavaratra?
Dieny solda aloha dia enjeho

Raha tafita ao indray mantsy isika
Hahomby tokoa izay hatao
Bemandoka sy mba mody gisa
Hamadihana ity palitao…

Very alavitra ireo efa reraka
Tsy afa-hanotona baoritra vola
Raha tsy manana aleo misolelaka
Dieny izao anie fa aza milola e

Mandady ao mantsy ry trambo
Miova resaka ireo zatra ady
Haingam-bikina ireo miala sambo
Manasoaso ary koa manaraby

Malakia raha hihazona seza
Manantena fa mbola bogosy?
Betarehy ary iry mihevaveva
Efa avy nameno sakôsy…

NARY (Mamitiana Randrianarison)

18/02/2016

Nary (Mamitiana Randrianarison)

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s