« Ho aiza ialahy ry gasy ? », Nary (Mamitiana Randrianarison).

HO AIZA IALAHY RY GASY ?

 

Fa ho aiza ialahy ry gasy?
Ny olona rehetra roso nianavaratra
Ialahy toa nianatsimo
Ireo izy rehetra niaro tanindrazana
Ialahy toa nanadino

Fa ho aiza ialahy ry gasy?
Ny harena anie leroa tsy alavitra mihitsy
Io ambany tongotra
Ialahy variana miodina ny sasany manjera
Ny ala mihafongotra

Fa ho aiza ialahy ry gasy?
Tsy ampy fahendrena ampy nananarana
Ny razantsika Ntaolo?
No kamo ialahy ranaotra, tsy te hamadi-bainga
Hamela tany haolo…?

Fa ho aiza ialahy ry gasy?
Hanambaka kely… Hambotry manodidina
No va atao lahasa?
Indray mampahonena… Ity asa hoe irina
Mba vina atao kinasa

Fa ho aiza ialahy ry gasy?
Narian’ialahy taiza ny fahendrena omaly
Niniana nohambaniana?
Very Zanahary… Sa mora mitolefika
No mora ampaharariana

Nefa…

Mahery sampy ialahy
Intsony aza miherika
Meteza mba ho sahy
matora eritreritra

NARY (Mamitiana Randrianarison).

06/03/2016.

 

Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.

 Mamitiana Randrianarison

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s