« Herim-bola », Nitiah Nosy.

Photo de Nitiah Nosy - Poeta.
 

HERIM-BOLA

 

N’inona n’inona atao,
n’inona n’inona kinasa ;
tsy ho « efa » tsotr’izao
raha tsy vola no « mitafa ».

Ny tena loza dia ity:
zary lasa fomba mety;
sandaina « vola » ny fitia,
voavidy « iray hetsy ».

Irony heloka aza moa
nofafana an-drisoriso,
ny marina natao ivoho
tsy mahaleo ny hevi-diso.

Voazanaka ara-tsaina,
hany ka nihafetsifetsy;
vita ny nandatsak’aina,
te hanambola vetivety.

Ny fihavanana hatrizay,
lefy noho ny « herim-bola »;
fisainam-baovao indray:
« vola ihany vao midola! »

Mantsy saintsaino ihany,
ity fanao sao handatsa;
raha handao itony tany,
tsy hahazak’ iray farantsa*!

Nitiah Nosy
19/06/15
16:18

*iray farantsa misanda “ Iraimbilanja ”

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Comment la France pille le Cameroun et l'Afrique, Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s