« Ankivy », Nary (Mamitiana Randrianarison).

 

ANKIVY

 

Boribory hoe ny tany
Hitsimbadika io raoviana?
Fa raha mbola izao hatrany
Toa mora vinaniana

Mbola hihiratra io angamba
Hoy ny be fanantenana
Ny hita hoe mandrangaranga
Dia tsy fanarahan-dalàna

Ireo fa mody miady an-trano
Samy miaro tongon-tseza
Mahita lainga sy angano
Ompa ankolaka sy teva

Ireo ry gasy fa mpitazana
Miandry indray ny fifidianana
Adim-piainana mihamazana
Ry mievotra io miha manana

Mihombo re ny fahantrana
Ny hataony nefa itariny
Impiry ianao te hanontany
Hoe hatraiza ity tsy rariny?

Io vazaha mikitakita
Io karàna fa afa-maina
Gasy ireo mipitrapitra
Pendrana toa very saina…

NARY (Mamitiana Randrianarison).
15/03/16

Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.
 –
Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s