17 Mars 2009. « Tantara fito taona », Nary (Mamitiana Randrianarison).

TANTARA FITO TAONA

 

Nivikina ambony ilay seza mievotra
Naniry ny hanakatra lanitra mihitsy
Tsy lasa iray metatra hay diso hevitra
Nilatsaka an-davaka mangitsokitsoka

Nitehaka mafy ny mpihoby rehetra
Fa hoe andeha handroso ka dia lasa izao
Hay nisavoana sy tsy mari-toetra
Nidofotra teo ilay « hery vaovao »

Telo taona aza izay ilay nilokalokana
Kabary any izao hoe izany ka mendrika
Mantsy maro ny voky fampanantenana
Toa izao ireto izy mifanendrikendrika

Boaikely moa nanantena hanjaka
« raha tsy izaho ianao tsy tafakatra teo »
Vao nipetraka teo… Ny nataony nandaka
izao mifandramatra indray ry zareo

Tamin’izany andro izany…Hoy ny tantara
Nirohotra an-kianja ireo jamba taritina
Izao ny aniontsika ka anao ny mitsara
fito taona no lasa mba ataovy hoe ny fintina

NARY (Mamitiana Randrianarison).
17/03/2016

 

‪#‎Anio‬ mantsy no nirodanan’ny lazain’ny sasany fa didy jadona hoe fandresen’ny « democrazy » ka nitondra antsika nankaiza izao ny nataontsika tamin’ny 2009…Iza no nahazo tombony?
‪#‎SAMIA_MISINTONA_LESONA_TOMPOKO‬

 

Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.
Photo de Mamitiana Randrianarison.
 –
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s