24 et 25/03/2016. Antananarivo-Anosibe. Tonga teny an-toerana Ravalomanana mivady.L’assainissement du marché d’Anosibe.

Antananarivo_embleme-247x300

24 Mars 2016.

Guy Rivo Randrianarisoa

Mila tolorana sakafo sy hanina madio ny vahoakan’Antananarivo. Tonga vao maraina be nijery ny zava-misy teny amin’ny tsena Anosibe Ramatoa ben’ny tanàna sy ny filohan’ny TIM miaraka amin’ireo mpiara miasa rehetra tsy ankanavaka. Loto sy fako no mameno ny tsena. Fako daholo avokoa ireo hitsahina rehetra. Nidina ny baiko fa dia diovina tanteraka anio alina ny tsena ary tsy maintsy hapetraka ny fanarahana sy ny fanajana ny fitsipi-dalàna rehetra.

Arp Helisoa 

Niantsena teto Anosibe ny beny tanana Lalao Ravalomanana.sy ny filoha Marc Ravalomanana. .Hitany ny loto eto antoerana. hisy ny fandaminana manomboka rahampitso hanadiovana ny tsena

Anosybe 6

Anosybe 1

Anosybe 11

Anosybe 10

Anosybe 2

Anosybe 3

 

Anosybe 4

Anosybe 5

Anosybe 7

Anosybe 8

Anosybe 9

Sary : http://gvalosoa.com

25 Mars 2016.

L’assainissement du marché d’Anosibe s’est déroulé toute la nuit. Le couple Ravalomanana est sur place ce vendredi matin

Sary, Ny Valosoa Vaovao.

 

Rova tsara

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s