« Izany hoe ianareo ? », Nary (Mamitiana Randrianarison).

 

IZANY HOE IANAREO?

 

Mirehareha ery ianareo
Hoe dadatoanay iny
Ka manampatra tokoa
Sahy manao fanahy iniana
Mampitombo fahoriana

Mba mahay hoe ianareo
Mahita irika any ambony
Avy dia mamariparitra
Tamy mampihorohoro
Mampitahotra… mandolo

Tafa indray hoe ianareo
Nahazo seza ambonimbony
Dia nangina tsy re teny
Tsy nitondra ny hafatray
Foana tohatra izahay?

Izany moa ilay anareo
Mody namanay ambetika
Rehefa niongana nianjera
Mizara mofo… Na firakotra
Manararaotra ady sarotra

Indrisy moa ity ianareo
Mora miofo miova loko
Mba hialana sambo lentika
Tsy leo mivadibadi-kevitra
izao indray moa mihevotrevotra?

NARY (Mamitiana Randrianarison)
30/03/2016

Photo de Mamitiana Randrianarison.

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s