« An-kodimirana mihaona », Nitiah Nosy.

 

AN-KODIMIRANA MIHAONA…

 

Nadikanao ho fahalemena iny fahanginako iny,
nipeli-drambo ery ianao, niampanga ahy ho manan-tsiny!
Fa ny fifitsahana amiko no raisiko ho fandresena,
satria ‘zahay na mavomavo, mba mahay mitondra tena!

Ianao no mahavaka amin’izato fiedinedina,
tobahan-karena tafahoatra, ny vola no ampitenenina!
Mihevitra azy tapitr’ohatra, manandra-tena ny ho avo,
ka ny marefo no hosena ary atao tsindrio fa lavo!

Tsy mampihontsina ahy akory, irony fandrahonanao,
tsy mampihetsi-bolomaso, izato ianao « mizahozaho »!
Eny fisaka ny rariny, fa ho andriko eto foana,
ny mandroso aloha anao, « an-kodimirana mihaona e!

 

Nitiah Nosy
27/04/15,
17:05

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s