17/04/2016. Andohatapenaka. Famaranana lalao Rugby. Tonga nanatrika Marc Ravalomanana mivady.

CUA Tana a

Famaranana : CUA sy Manjakaray.

Tonga nanotrona ny lalao Rugby, niadiana ny famaranana nifanatrehan’ny IRC ( ekipan’ny CUA) sy ny dakar avy ao Manjakaray, tety @ kianjan’ny MAKI Andohatapenaka androany, ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, sy ireo mpiara-miasa aminy akaiky, ary nanaraka azy koa ny Filoha Marc Ravalomanana vadiny, ary nanolotra baolina ho an’nireo ekipa tafiakatra Ny Ben’ny Tanàna, sady nanolotra ny amboara ihany koa, toy izany koa ireo Deputé tonga teny!!!!!

Yvon Rakotomalala à Tiako I Madagasikara – Tohanako ny Filoha Marc Ravalomanana

Lasan’i Dakar-Manjakaray ny amboara.

Andohatapenaka 6

Ph. Guy Rivo Randrianarisoa ·

Andohatapenaka 7

Ph. Guy Rivo Randrianarisoa

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s