« Andevom-bazaha ». Tranga tao @ Jumbo.

  Malagasy no tompon’ity firenena ity.

Jumbo. gasy andevom-bazaha 1
5/mai/2016.

Olona fito miasa ato anatin’ity faritra mivarotra charcuterie eto amin’ny Jumbo ity. Efa tsikaritro matetika ny fanaon’ny sasany amin’ireo. Mody mafamafa latabatra sy vilia elabe eo ny efatra. Ny roa tsy mitraka mody tsy mahita ny mpividy. Roa zahay no mpividy teo malagasy daholo. Nandray ny komandiko ilay fahafito farany sady mitsiky rehefa niandry 4 minitra teo aho . Nolazaiko hoe ary inona no ataony hafa nefa misy mpividy io miandry. Izy mianaka eo amin’ny sary amin’ny ankavanana ilay mpividy. Tonga avy any mpividy roa Samy hafa iray karana, iray vazaha.
Inona hoy ianao no niseho. …….voatsipy haingana ny lamba famafana tonga dia roa zareo no manoloana ilay mpividy karana ary roa Koa manoloana ilay vazaha.
Izy mianaka niaraka tamiko io amin’ny sary io mbola miandry vazaha sy karana efa la sa. Novazavazaiko teo amizay vao mody hoe mbola manadio. Manadio koa no vita tampoka rehefa vahiny. Isika Samy malagasy ihany no mifanindry ary hialako tsiny fa aza be vava hoe madinika ihany no tsikeraina sy henjehina fa ny madinika mihitsy no sarotra hasondrotra eto amintsika eto. Malagasy no tompon’ity firenena ity.
2016 et 2009 (Pillage)
Malagasy aho a2
Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s