« Madagasikara… » , Mamitiana Randrianarison.

 

MADAGASIKARA…

 

Madagasikara…
Dia Nosin-drazanay
Tsy azonao amidy…
Vazaha rehetra ity
Na boka izahay mahantra
Io no lovanay…
Na foana izahay haratra
Io mbola arovanay

Madagasikara…
Nosy malagasy
Fady ny amidy
Ho an’ny menasofina
Na foana izahay tsindrina
Rahonana himaona
Hirefotra io aoriana
Andrinay fotoana…

Madagasikara…
Nosy lovanay…
Iza ialahy no sahy
Avy hamariparitra
Na foana ialahy hitoetra
Hisota fiarahamonina
Io mbola manam-petra
Ka mahalalà onona…

Madagasikara…
Tanindrazanay…
Tena sarobidy
Manana ny hasiny
Na iza ialahy mpitondra
Hanampatra hitsetsitra
Andraso fa ho tonga
Izahay hahery fihetsika…

NARY
27/03/2016

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s