May Isotry-tsena. Ravalomanana mivady nidina teny an-toerana.

Guy Rivo RandrianarisoaNirehitra ny alin’ny alahady 15 may tamin’ny 1h ny tsena et isotry. Kila sy potika avokoa ny entana. Vao maraina dia tonga teny antoerana ramatoa Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana niaraka tamin’ny filohan’ny antoko TIM.

Mme Lalao à Isotry 1

Arp Helisoa . Tsy mandry ny sainy filoha Marc Ravalomanana fa tonga tety Isotry izy nankahery ireo traboina may trano.

Guy Rivo RandrianarisoaIzao sisa no tazana taorian’ny fandalovan’ny afo teto Isotry. Mpivarotra kivy sy ketraka noho ny tsindry ary miezaka mitsipona sy mitsindroka izay mbola azo raisina eo amin’ny fairitra novarotany. Nisy nandoro io fa tsy nirehitra ho azy teo hoy ny délégué ireo mpivarotra niresaka tamiko. Mitentina any amin’ny 10miliara ireo entana sy fitaovana may. Entana Fanaovana Trano, Sono, sns maro samihafa.

Mme Lalao à Isotry 2

Rangorindralesoka Zanakandriana Raha dinihina ny momba ireny toerana nisy trano may ireny dia saika toerana tsara fipetraka daholo ary tsiriritin’ny karàna sy sinoa . Matetika rehefa may toa ireny ilay toerana dia afaka volana vitsy na maro dia amoahan’ny tompon’andraikitra lalàna izay manasarotra ny fanamboarana trano eo amin’ny toerana hoan’ny tsy manambola. Voatery mivarotra ny toerana hoan’ny mpanambola ireo nanajary ny toerana. Ary eo indrindra no manararaotra ny tompon’andraikitra amin’ny kaominina sy ireo namany karàna sy sinoa maka ny tany…Mampanontany tena arak’izany hoe sao ireo mitetika hahazo ny tany na mitetika hanala ireny trano hazo amin’ny toerana tsara fipetraka ireny no manakarama olona handoro ireo trano?

AllVideo gasy.com. Incendie à Isotry.

Sary P Raharimanana (Sobika).

 –

17 Mai 2016

Vao maraina androany, dia nanantanteraka sahady ny fanamby nataony omaly, teny @ ireo mpivarotra may trano, ny ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana, sy ireo mpiara miasa aminy, ary efa nitondra ireo fitaovana vaventy hanadiovana ny toerana,(TRAX sy CAMIONS) sady nankahery ihany koa !satria maika ny famerenana ireo olona ireo hivarotra hoy izy, satria io no antom-pivelomany isan’andro, ka tsy maintsy hatao izay hanarenana azy haingana, ary tsy maintsy mbola ho avy eto aho hoy izy hijery ny fandroson’ny asa!

.

.

Arp Helisoamitohy foana ny fanadiovana ny tsena may teny Isotry

Vakio koa :

May ny sekoly (Lycée Moderne Ampefiloha).

 .

Tsenan’ny tantsaha-Antsirabe sy Mananjary, levon’ny afo.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s