« Zovy… ?!? », Nary (Mamitiana Randrianarison).

 

ZOVY…?!?

 

Zovy moa ianao?
Ry olona niserana…
Nitondra ahy tsikitsiky
Ao moa ambarao…

Iza mo ianao?
Ry zazavavy iny…
Namily koa ny masoko
Ifantoka aminao

Zovy re ianao?
Fa miaro mistery
Mihary koa manafina
Ny tena fihetsikao…

Iza ho’aho ianao?
Ry tiako hiantsampazana
Tsy aritra hobedaina
Ao moa avelao e…

Zovy indray ianao..?
Ireo nandalo teto
Namela ratra manta
harary toy izao

Zovy kay ianao..?
No indro mitoetra
Sy ity mikarakara
Ity fo tsy tsaha-traho

Zovy anie ianao…?
Hitena hoe malalako
Tsinabo indray ny foko
Izao diso fantatrao…

NARY
09 mai 2016
02h45

 –

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s