Ravalomanana « Asa ». Firenena « Rava », an-tsary.

 Janvier 2009

.

MAI 2016

Asa fa tsy kabary!

Notokanana sy nosokafana tamin’ny fomba ofisialy anio asabotsy ny tranom-barotra « MAGRO AAA ». Hohita ao avokoa ireo vokatra vokarin’ny Orinasa TIKO izay nitondra avo ny vita Malagasy hatramin’izay. 22 Mai 2016.

! ! !

Bernard Rasolonjatovo.

Ce sont ces deux guignoles et comédiens qui ont MIS FIN À L’ÉTAT DE DROIT À MADAGASIKARA. En temps que putschistes, ils ont piétiné la constitution malagasy, un mépris total pour le peuple malagasy.Ils sont responsables de la déliquescence du Droit et de la Justice ouvrant totalement notre pays à la corruption en tout genre ( fraudes générales à toutes les élections, détournement de fonds public, évasions fiscales dans Panama Papers, liquidation de nos sociétés d’état Air Madagascar, Jirama…, ventes de tous nos ports et aéroports, trafic de bois de rose, or,zébus, espèces animales endémiques, ventes de terrains et îles malgaches aux étrangers…ect.).

La nation et peuple malagasy subissent toutes les conséquences: MADAGASIKARA PAYS LE PLUS PAUVRE DU MONDE et la majorité des malagasy dans le CACA ÉTERNEL.L’insécurité règne et terrorise les populations urbaines et rurales accablant d’avantage une économie déjà exsangue. Notre SOUVERAINETÉ NATIONALE EN DANGER, en ayant comme leader, un pantin putschiste, incapable de défendre les intérêts et l’intégrité territoriale malagasy dont la mission finale est de BRADER NOS ÎLES MALAGASY À LA FRANCE et remettre ainsi Madagascar aux mains du pouvoir français.PEUPLE MALAGASY STOPPONS LES, SAUVONS NOTRE PATRIE!!!!

Malagasy Tia Tanindrazana . 

11h00>MAGRO ANKORONDRANO : Un huissier de justice est arrivé au Magro Ankorondrano pour ordonner la cessation des travaux. Les demandeurs d’emplois ont été priés de sortir de l’enceinte. Des véhicules et des éléments de la police sont sur les lieux.
Date : 23/05/2016

Evasion fiscale… Qui sont-ils ? 

Panama Papers.

Panama Papers liste définitive

Lire :  Madagascar « Juste des escrocs », ceux cités dans la liste (Palmares papers). Le lexique pour tout comprendre. Publié le

Izy no Rakotozafy Martin, filohan’ny tranoben’ny varotra (Chambre de commerce) teo aloha , NOPORETINA ny « TIKO MAGRO » an’ny Malagasy , fa maika omena sy amidy @itony vahiny itony! antsika no mandinika manomboka eto, jereo ny sary fa ny « KARANA sy ny VAHINY » ireo hanaovana BIZINA ireo !!!!!!samia velon’aina!!!

Magro.

Chambre de Commerce, Image Google et Ankorondrano.

Mandroso Randria.
 Tsy avela hitràka mihitsy ny fandraharahan-dRavalomanana, nefa ny an’ireto vahiny rehetra manodidina azy dia lolohavina antampondoha mihitsy…

Ary ny AUDITORIUM anie ka tsy tokony hananan’ny Chambre de commerce fahefana ny manidy azy, satria tsy azy io é.

Magro Ankorondrano. Ph Mandrosoa bRandria

Mandroso Randria Ontsa tanteraka

Toerana misy ny fandraharahana ana-Malagasy iray ity aseho ity, fa mba tondroy kosa anie ny an’ireo manodidina azy : an’IZA daholo ireo, ana-malagasy ve (ankoatr’ireo mpivarotra enta-madinika manamorona ny lalamby)!!!

Nefa dia ny an’io olona io foana no ilàna vaniny sy anaovana antsojay isan’andro vaky izao fa ny an’iretsy manodidina azy kosa mahazo fanohanana sy famporisihana hatrany …

Maika Fanarenena

Sary MCM

24 MAI 2016.

Arp Helisoa .Magro Akorondrano . nidina teny antoerana ny filoha mpanorina ny orinasa Tiko Marc Ravalomanana . mbola maro ireo tanora tonga tao antoerana nitondra CV

 

13266125_1706489642958355_424748651536821731_n (1)

Jeannette Rasoanirina
24.05.2016 – Ny Valosoa Vaovao

Orin’asa TIKO – Mitohy eo Behoririka indray ny fandraisana CV

Ma inona na inona fanenjehana ny filoha mpanorina ny orinasa TIKO Marc Ravalomanana dia mitohy tsy miverina intsony ny fanokafany ity orinasam-pianakaviany izay mamelona olona mivantana aman’alina ity. Nidina teny amin’ny Magro Ankorondrano ny vaditany miaraka amin’ny miaramila mirongo fiadiana omaly nanatsahatra ny asa fanamboarana tao an-toerana fa tsy ara-dalàna hono, tsy nisy fifampiresahana ihany koa hono teo amin’ny orinasa TIKO sy ny antenimieran’ny varotra tamin’ny asa natao tao, nefa an’ity farany ny tany. Ny fantatra anefa araka ny nambaran’i Me Hanitra Razafimanantsoa fa efa voaloan’ny TIKO ny vola nangatahan’ ny antenimieran’ny varotra tamin’ny 2015. Ny mpitondra tenin’ny TIKO ihany koa nanambara fa didy tamin’ny fitondràna tetezamitany taona 2011 nohampiharin’ny fttondràna ankehitriny , izay araka ny hita fa fitondràna sy fitsaràna tsy ara-dalàna no nisy tamin’izany, ministra teny an-dalambe. Ny 17 septambra 2011 no nosiniavina ny tondrozotra izay navadika ho lalàna hitondràna ny firenena, ao anatin’izany ny famerenana ny orinasan’ny filoha Marc Ravalomanana tsy misy fepetra. Raha tany tan-dalàna i Madagaakara dia tokony ho efa ela no navela hisokatra ny TIKO satria ao anaty lalàna izany. Maro ny fananana potika sy may tamin’ny fanonganam-panjakàna notarihin-dRajoelina ny taona 2009 , izay ny TIKO no lasibatra tamin’izany. Nisy ny vary, menaka, lafarinina sns… no nataon’ny fitondràna tetezamita toy ny tantely afa-drakotra izay namidin’ireto farany varoboba tamin’ny fotoan’androny. Tsy hita anefa ny vola vidin’ireny, amin’ny alalan’ny mangarahara , minisitry ny vola i Hery Rajaonarimampianina tamin’ny tetezamita, aiza avokoa ny vola vidin’ireo entan’ny TIKO ireo? Na inona na inona antsojay atao amin’ny orinasan’ny Filoha Marc Ravalomanana dia mitohy hatrany ny fandraisana CV ho anareo izay mitady asa , ka ao amin’ny AAA Magro Behorinka indray hoy ny tompon’andraikitry ny orinasa no mitohy ny fandraisana izany. Misy ny finoana araka ny fanambaràna fa tsy maintsy hivaha ny olan’ny Magro eo Ankorondrano, efa misy ny fifampiresahana eo amin’ny tompon’andraikitry ny orinasa sy ny antenimeran’ny varotra ankehitriny raha ny vaovao voaray farany.

Helisoa

http://gvalosoa.com/wp-conte…/…/2016/05/PAGE-1-24-MEY-16.pdf

Nody an-tanindrazana.

Malagasy ve ianao miandry anao

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s