Jeneraly Florens sy ny fampitahorana. Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 Rivo Albert avec Joel Harison . 9 Juin 2016.

“Film” efa nandeha hoy ny tanora izay…

Mba tsy mahalala menatra mihitsy ireto manam-boninahitra Malagasy ireto indrindra moa fa ity jeneraly Florens ity. Efa hihomehezan’ny olona fotsiny sisa kanefa dia tsy miova mihitsy ny fomba fanao.
“Film” efa nandeha hoy ny tanora izay, isaky ny tonga ny akantokin’ny fetim-pirenena tahaka izao dia mitovy foana ny zavatra ambara rehefa manao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety:” Ho enjana ny fitandroana ny filaminana, misy ireo olona mikasa ny hanakorontana …“
Isan-taona dia izany foana no ezahana hampidirina ao an-tsain’ny vahoaka kanefa mbola tsy nisy mihitsy ny fanakorontanana niseho rehefa tonga ilay andron’ny 26 jiona.

Miverina foana ity fanontaniana ity hoe raha misy tokoa ny olona manao fikonokononana fanakorontanana firenena izany, tsy tokony efa nosamborina ve izay ela izay? Sa ry zareo tan-dapa ao ihany no tena mpanao film, mody hakorontana ny etsy, hakorontana ny eroa, dia avy eo mitady izay “canard boiteux” atao hisolo vaika ny ankalana rehefa misy ny fanenjehana?

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s