Tsy ho tafavoaka ireto zaza. Fahantrana mahamenatra. Video.

Mba sendra ny nandeha 19km miala eo Mahajanga fotsiny makany Tana RN4, dia jereo ity EPP iray ity fa Ao anaty hefitrano 1 no misy ny kilasy 4: Ny kilasy T1 sy T2 mitodika mianatsiko (tableau1) dia ny kilasy T3 sy T4 mitodika mianavaratra. Ny Mpapianatra dia 1 ihany ary tsy mandray karama fa antsitra-poho. Aleo ny video no miresaka fa mampalahelo. 36 no isan’ny ankizy ao anatin’io hefitrano 6mx3m io.

 

« Rehefa mandalo ianao dia mba vangio ry zareo. »

Sarin’i Sekoly  Ambanjabe.

Ambanjabe 3

Sary sy horon’antsary : Tsilavina Ambini-Mahefa Rakotomamonjy . 8 Juin 2016

« Kilongalahy te handroso fahaizana,tsy maintsy mihafy raha te ho tafita. » Une Ecole Primaire Publique ( EPP) de Madagascar au 21eme siecle. Mazotoa jiaby !

Sekoly gasy. Ph Malagasy Ladies and Gentlemen

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s