Mbola mitohy ny fanotofana tany, Masay… Y. Rakotomalala, Ony Rambelo !

Yvon Rakotomalala‎. 10 Juin 2016

Manoloana ny fanotofana an’Antananarivo, izay nahabe adi-hevitra tato ho ato,dia tiana ny mampahalàla ny Malagasy rehetra, fa miasa andro aman’alina toy ireo mpanao ratsy manototra ihany koa, ny CUA, ary porofon’izany itony « camion » tratra omaly alina itony, mitatitra sy manototra @ « ALINA »! ary giazana sy hanaovana fanadihadiana ao @ Lapan’ny Tanàna! tsy hanavahana io, na an’iza, na mpitondra iza, fa rehefa « discipline =discipline »!!!!! tsy misy fanelanelànana »intervention » miainga izany an! ary eto aho dia mampilaza ireo izay mbola mitetika ny hanao izany, fa « mpamosavy mandeha alina aza! misy mahita, na dia mitaingina kifàfa mirifatra aza »!!!!!

courageux, avec Arp Helisoa et 2 autres personnes, à Hotel De Ville Analakely.

Masay, mbola mitohy.

 

Ony Rambelo 8 juin, 17:26 · Antananarivo, Madagascar ·

TSOTRA (indray) ny resaka:

Na iza ialahy na iza manototra ao Masay.
Na iza na iza nanome alalana…
Na iza na iza mpitsikombakomba…

AJANONY FA HIFAMONO ETO ISIKA…

Ho avy ny andro hanao hetsika eo « izahay »…Tsy mila ramatahora, Tsy mila Be-n’ny tanàna malemy mohaka.Tsy mila tandapa maniraka Bebaoty. Tsy mila Prezidan’ny repoblika miaro olon-tsivanona…

D’efa miteny aho izay…

 

Ony Rambelo 1

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s