« Zoko ? », Christiane Ramian.

Zoko?

 

Lazao ahy hoe inona no zoko
Raha eto aho no afa-mitakoko
Izaho koa ve anisan’ny ankizy,
Afaka mihanta sy miambozizy?

Ny kilasiko eto ambodin’ito rindrina
Ny peniko ity kapoaka mitsingidina
Ny hoaviko voafetra eto an’arabe
Ny nofiko dia miandry hisy hanome

Izany zo izany tsy ilaiko akory,
Fa ondana mafana entiko matory
Sy lamba hotafiana dia efa ifaliako
Ny tsikinao koa dia ampy hitsikiako

Fa raha fantatrao izany zoko izany,
Mba fafao ny masoko raha mitomany
Iantrao aho fa tsy mba mahalala,
Aza ahifikifika fa mbola adaladala.

Fetinay hono ity volana ity,
Indreny ankizy maro no mandalo ety,
Tsy azoko antsaina ny dikan’ny hoe fety,
Sakafo mahavoky sa fitafy toa mirenty?

Zoko?

© Chris. Christiane Ramian.

14 Juin 2016.


Sary nindramina (FB)

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s