Marc Ravalomanana séjour aux Etats Unis. NYK, Harvard, Washington.

USA, Ravalomanana. G Rivo Randrianarisoa

PH. Claudia Ravalomanana

Harvard

 Guy Rivo Randrianarisoa. 17 Juin 2016 

Nandalo teny Harvard ny filohan’ny antoko TIM omaly alakamisy 16 Jona 2016. Nifanakalo hevitra tamin’ireo mpampianatra mikasika ny toe-draharaha iraisam-pirenena ny fomba hitondrana sy hahitana ny famatsiana ny MAP. Nitsidika ihany koa ny toeram-pikarohana ambony.

Claudia Ravalomanana

Marc RAVALOMANANA working on the MAP2 at Harvard

Guy Rivo Randrianarisoa

Kopakopan-tanana avy any zamerika ho antsika namana zoky zandry rehetra avy amin’ny filoha (ny antoko TIM sy ny firenena teo aloha) Marc Ravalomanana.

Washington

Guy Rivo Randrianarisoa. 23/06/2016.

Mitohy ny fitsidihana ataon’ny filohan’ny antoko TIM Marc Ravalomanana any USA. Mandalo any Washington izy ankehitriny ary nihaona tamin’ireo manampahefana amin’ny andrim-panjakana Amerikanina. Isan’izany Atoa Johnnie Carson sekreteram-panjakana lefitra.
Nihaona ihany Koa izy tamin’ireo Malagasy mpiara miasa taminy fahiny izay mipetraka any USA sy ireo mpanolontsaina manokana mahay eo amin’ny resaka raharaha fitsarana.
Marihina fa nandalo tany Portland izy ny 18-25 jiona teo satria nasaina manokana aminy maha filoha lefitra ny FJKM azy nanatrika ny fivoriambe faha 222 ny Presbyterian Church.

 –
Ravalo E Unis 2

« But as for me and my household, we will serve the Lord.”
Joshua 24:15.
The Ravalomanana, father and son with Luck Rasoanilana, still in Portland Oregon.
By the way Happy Father’s Day ho an’i Dada sy Dada zanak’i Dada rehetra.

Ravalo sy Mike. Ph. GTT Amerique

Diaspora Malagasy nihaona tamin’ny Pdt Ravalomanana

Gtt North America. 24/06/2016.

Isaky ny mankaty USA ny Pdt Ravalomanana dia miezaka ny hahita azy foana ny mpandrindra ny asan’ny GTT North America. Tamin’ny 2002 fony KMMR dia nadalo taty izy. Izao no tadidiko ary mipetraka ao antsaiko lalandava. « Efa matetika aho hoy izy no potraka tamin’ny fitatanana an’io Orinasa TIKO io, niarina foana aho hoy izy ary io hitanareo mandeha tsara io ny orinasa (2002 izay).
Izaho manokana dia mahatoky fa raha miverina hitondra ny firenena izy dia handroso bebe kokoa ary haingana noho izay nataony nandritry ny 2001-2008 isika malagasy.
Ireto sary ireto dia mampiseho ny maha tsotra mora atonina ny Pdt Ravalomanana.
Mazava ho azy fa izahay dia tsy tany amin’ny States Department ka tsy manana ny sary avy any. Jereo ny avoakan’i Guy Rivo ny amin’izany.

 –

Arp Helisoa. 26/06/2016.

Taorian’ny nahatongavan’ny filoha Marc Ravalomanana eto antanindrazana avy any Etazonia hamonjy ny fetimpirenena dia naneho ny fiaraha -miory tamin’ireo Malagasy namoy ny ainy tany Beroroha ny tenany.

 

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s