« Tongatonga ho azy », Nary (Mamitiana Randrianarison).

Tsy mahazo miteny moa??Izaho mbola hiteny ka…f’izao fitondrana misy izao ilay tonga tsy fidiny teo ka tsy manan-ko haroso afa-tsy fanaparam-pahefana. Mazotoa tompoko

‪‎TONGATONGA‬ HO AZY

 

Tongatonga ho azy
Sondrotry ny vintana
Sa sompatra nanandratra?
halatra sy hetraka
Izay namana fahiny

Tongatonga ho azy
Tsy naniry loatra
Hanavo-tanindrazana
Manao tsindrio fa lavo
Zara aza efa trosona

Tongatonga ho azy
Ka inona moa izany
Sinisa atao eo?
Tsy hangalatra sy hiliba?
Mandram-piongana eo

Tongatonga ho azy
Tsy vina na paik’ady
Hiatreha manoloa
Fotsiny mipetraka
Dia mody bala rora

Tongatonga ho azy
Tsy manana atokona
Na tamingan’ezaka
Mody be ierehana
Hevitra ankamehana

Tongatonga ho azy
Tsy safidy koa na iry
Tsy manan-ko haroso
Afa-tsy hagaigena
Hambotry firenena

Sisa manala azy e…
Manararaotra kely
Fa tongatonga ho azy e…

NARY. Mamitiana Randrianarison.
18/06/2016

 –

Fanapenam-bava

Tsy mety e

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s