« Beroroha », Tovo Ratovonomenjanahary. Condoléances des Americains. Menatr’aho ry Fanjakana.

Beroroha.

 

Na iray minitra monja aza
Dia tsy mba foiny ho azy ireo
O ry zalahy ao Tsimbazaza a!
Fa mba aiza ianareo?

Malagasy am-polo maro
No indray nalatsaka aina
Ry vahoaka ô! Mitambara
Fa tsisy mpihaino ny taraina

Efa impiry impiry moa
Vahoaka maro tsy hita isa
Maty toy ny Beroroha
F’aleony ihany mitanisa
Zava-bitan’ny filoha

K’izay Fahoriam-bahoaka
Tsy mba fantany akory
Fa fety ny azy, tsaky, toaka
Fijery anao manorisory.

Beroroha aho Beroroha
Fa toerana aiza koa izany?
Ireo mpitondra mafy loha
Tsisy iray mba tonga tany

Aleo mangina aloha fa Tsssssssss
Vao mieritreritra aho dia Grrrrrrrrrr

Tovo
23 juin 2016. Tovo Ratovonomenjanahary

 

Amin’izao ankatoky ny Fetim-pirenena Malagasy izao, ny Masoivoho Amerikana eto Antananarivo dia maneho etoana ny fiaraha-mioriny tanteraka amin’ny vahoaka Malagasy noho ireo aina nafoy nandritra ireo fanafihana tany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy

————–

With the Independence Day of Madagascar approaching, the U.S. Embassy in Antananarivo would like to present its sincerest condolences to the Malagasy people for the loss of innocent lives during the recent attacks in the southern part of the country.

 –
 –
26 Juin de Harlay

Bilomalaza

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s