« Mahaleo tena ve i Madagasikara? », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Tena mahaleo tena tokoa ve i Madagasikara ?

 

2 andro sisa dia higadona ny fetin’ny fahaleovan-tena. 56 taona aty aoriana, mipetraka ny fanontaniana lehibe hoe tena mahaleo tena tokoa ve ity firenena Malagasy ity? Na eo amin’ny lafiny ara-politika, na ara-toekarena, n any toe-tsaina …
Raha eo amin’ny resaka politika dia tsy misy tsy mahalala ny zava-misy eto amin’ny firenena. Ny fitsatsabahan’ireo hery avy any ivelany, mbola ny fianakaviam-be iraisam-pirenena no mibaiko ny mpitondra eto amitsika, izy ireo no mametraka ny olona afaka hiaro ny tombotsoany ary izy ireo ihany koa no manaisotra azy rehefa tsy tiany intsony.


Tsy resahina intsony ny lafiny ara-toekarena, ny toe-tsaina moa dia izao toe-tsaina olona voazanaka, tsy miova fa ny omaly ihany…
56 taona aty aoriana, mbola miandrandra fatratra ny famatsiam-bola avy amin’ny FMI sy ny “Banque Mondial” ny fitondrana Malagasy.

Fahaleovan-tena inona izany no tena misy eto amin’ity Madagasikara ity?

Rivo Albert. 24/06/2016.

 

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s