Tranon’ny Kaomina, Avaradoha. Trano Sinoa-Analakely … nakatona.

 Cua Serasera. 24/06/2016.

FANAKATONANA NY VILLA ST DENIS N°017 (Avaradoha)
SY TOERAM-PISAKAFOANANA SINOA DUNHUANG ETSY ANALAKELY

. Notontosaina andrany 24 Jiona 2016 tamin’ny 7 ora maraina ny fanakatonana ny trano iray fananan’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra teny Avaradoha, izay nonenan’ny tomponandraikitra iray efa tsy amperin’asa intsony. Nandalo dingana maro ity raharaha ity satria efa nisy fotoana niakarany fitsarana. Nivoaka ny didy ka manana zo hitaky ny fananany ny Kaominina satria tokony hifandimbiasana ny trano. Talohan’izao fidinana ifotony izao anefa dia efa nisy ny taratasy fampandrenesana (lettre de mise en demeure). Nizotra taoanatin’ny filaminana ny asa, araka izany, natrehin’ny vadintany.


Marihana fa tafiditra ao antin’ny tetik’asan’ny Ben’ny Tanàna izao hetsika izao. Tsy ny eny Avaradoha ihany no anatanterahana izany fa any amin’ny toerana rehetra ahitana tranon’ny Kaominina ka ipetrahan’ireo olona tsy ara-dalàna (tsy am-perin ‘asa intsony na efa nisotro ronono).

 . Taorian’izay dia niroso tamin’ny fanakatonana vonjimaika ny « Restaurant DUNHUANG » etsy Analakely izay niorina tsy nanara-dalàna ny Kaominina. Tsy fananana « permis de réparation » sy fikitihana ny arabe natokana ho an’ny mpandeha tongotra no antony nanakatonana azy. Efa nomena ny taratasy fampandrenesana koa ity orinasa ity talohan’ny nanatanterahana ny fidinana sy fanakatonana.

 

Resto sinoa 1

resto sinoa 6

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s