Atoa Ravahimanana. « Aiza ny solombavam-bahoaka any Miarinarivo », Rivo Albert (Mcm-Tanà). Video.

Aiza ny solombavam-bahoaka any Miarinarivo e ?

Very fanahy mbola velona ireo vahoaka ao Soamahamanina satria lasan’ny sinoa ny tany kanefa tsy mba misy mpiaro ankoatran’ny fiangonana katolika. Fanontaniana mipetraka ny hoe: Aiza ny solombavam-bahoaka TIM voafidy tao Miarinarivo Ravahimanana Guillaume?

Sa ve rehefa mety hanohitohina ny fitondrana HVM dia tsy sahy miteny fa rehefa midokadoka ny PM ao Tsimbazaza dia milaza mitondra ny hafatry ny vahoaka? F’angaha ireo olona an’arivony mba mitroatra ao Soamahamanina ireo anga tsy mba nifidy anao?

Soamahamanina 3

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s