« Fepetra entitra », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Fanga tsy hoe fepetra entitra indray!

Entitra ry jeneraly be Florens Rakotomahanina milaza fa ho mafy ny fitandroana ny filaminana amin’ny andron’ny 26 jiona. Aiza anefa izany fepetra entitra izanysa ve ny fiarovana ani Rajao ihany no laharampahamehana fa rehefa lasa izy dia izay ifanjevonareo vahoaka eo?
Maninona no mbola misy ihany no mahavita mitondra ary manapoaka baomba tao anaty kianja?
Ary aiza am’izay ireo olona lazaina fa hoe mikonokonona fanakorontanana araka ny « renseignement » azonareo?
Sa izay ve le hoe miandry rà latsaka vao handray andraikitra fa raha mbola tsy misy aloha ny olona maty dia aleo ihany avela mirenireny ireo olona nahazoana « renseignenent »?

Manana andraikitra lehibe amin’izao zava-niseho teny Mahamasina izao ny mpitandron’ny filaminana, na iza na iza hiteny!
 Rivo Albert.

Beroroha !

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s