« Leo… leo…leo », Nitiah Nosy. 26 Jona 2016.

 

LEO… LEO…LEO

Misaona anao indray ny fo ry Gasikarako malala,
tsy mety tony intsony koa, reko misamboaravoara!
Fa gasy ray gasy reny, no sahy mamono malagasy,
« tsivalahara » no voambolana, azoko ilazana azy!

Tofoka aho, maloiloy, LEO, LEO, tena LEO,
nivareraka tanteraka, no tsy nahaloa-peo!
F’efa tafahoatra loatra izato sangy ratsinao,
ny tsy manan-tsiny foana no indreo naripakao!

Fa na iza koa hijoro, mbola hanamarin-tena,
raha hihatsarana velatsihy, tsy ho azonay ekena!
Aza koa mamendrofendro amin’izay fiaraha-miory,
fitsaboana aorinam-paty, tsisy ilanay azy akory!

Nitiah Nosy
27/06/16

Aoka izay Nitiah Nosy

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s