« J’ai honte de mon président ». Madagasikara misaona. Sary…

J'ai honte Ph Josoa Andrianasolo

Ministre des Finances (2010-2013). Président de la République, depuis Janvier 2014.

Il figure sur la liste des 109, les personnes condamnées par la Communauté INT (putsch et crime).

Rivo Albert 2

Misaona.

Beroroha.

Mahamasina

Jadona, Fahantrana

BEROROHA, 31 maty.

Bilomalaza Ch R

Mahamasina, 3 maty.

Mahamasina P Raharimanana a1

Des bandits qui se tirent dessus

Comme en 2009… des centaines de victimes.

Harlay comme en 2009

Hery Harlay

Leo Nitiah Nosy

Hery ny Maizina

Miaramila Frantsay

.U.S. Embassy Madagascar

Nisaona (drapeau en berne) sady nanome rà.

 

.U.S. Embassy Madagascar

Amin’izao ankatoky ny Fetim-pirenena Malagasy izao, ny Masoivoho Amerikana eto Antananarivo dia maneho etoana ny fiaraha-mioriny tanteraka amin’ny vahoaka Malagasy noho ireo aina nafoy nandritra ireo fanafihana tany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy

————–

With the Independence Day of Madagascar approaching, the U.S. Embassy in Antananarivo would like to present its sincerest condolences to the Malagasy people for the loss of innocent lives during the recent attacks in the southern part of the country.

 U.S. Embassy Madagascar. 28 Juin 2016.
.
ambassadeur Yamate
Mpiasa malagasy sy amerikana 32 no niaraka tamin’i Masoivoho amerikana Robert Yamate androany nanome ra hiatrehana ny tsy fahampian’ny tahirin-dra vokatry ny hamaroan’ireo maratra eny amin’ny hopitaly HJRA taorian’ny fipoahana nitranga teny amin’ny kianjan’i Mahamasina ny alahady lasa teo.
——–

Ambassador Yamate and 32 American and Malagasy members of U.S. Embassy community donated blood today to help with a shortage caused by the influx of patients to Antananarivo hospitals after Sunday’s explosion at Mahamasina Stadium.
———
L’Ambassadeur Robert Yamate, avec 32 employés américains et malagasy de l’ambassade américaine, ont fait un don de sang pour aider la banque de sang de l’hôpital HJRA à faire face à une rupture de stock de poches de sang suite à l’affluence des patients après l’explosion qui a eu lieu au stade de Mahamasina dimanche dernier.

Mba nanome RA ve ny filoha ?… TSIA

26 jona 2016

 

Mahaleotena hoe i Madagasikara?
Manontany tena ireo mba te-hahalala
Fa inona tokoa re no tena zava-misy?
Ireo mpitondra antsika, mandainga jiaby indrisy.

Ny toe-karenan-tsika, lazainy fa voafehiny
Kanefa aiza akory? Vao maika koa potehiny
Ny tanindrazana aza moa, mba jereo anie!
Ny vahoaka indray, no atao « allez » mandeha!

Fety be mafotaka
Izao no ao an-tsaina
Ny ankizy no arotsaka
F’ireo mora ambakaina
Hirindra sy hanao matso
Mataho-mpanatsatso?

Ny tanimboly maro, fasana, tanàna
Ahoron’ny vahiny, sinoa, vazaha, karana
Ireto miaramila, mba Nantenain-kiaro
Indrisy fa namadika, niala tamin’ny maro

Ry tanindrazanay Malala ô!
Ry Madagasikara soa
Ry zalahy irian-kiala rô!
Mafy sofina avokoa

Akory atao?

Tovo. Tovo Ratovonomenjanahary
24 jona 2016

MADAGASIKARA.

Fahaleovantena-Fahantrana

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s