« Jeneraly Florens », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 Rivo Albert. 28 Juin 2016.

Mialà ry jeneraly Florens a!

Raha firenena mandroso efa miaina tsara ao anatin’izany atao hoe demokrasia izany i Madagasikara, dia ny alahady alina lasa teo ihany dia efa nanetri-tena nametra-pialàna ny jeneraly Florence Rakotomahanina.
Indrisy anefa fa aty amin’ny firenena faran’ny mahantra ary tena ifotoran’ny didi-jadona no misy antsika ka tsy mahagaga raha miziriziry tsy mety miala eo amin’ny toerany ireo manam-pahefana, na dia efa hita izao aza fa tsy mahomby eo amin’ny andraikiny.
Nirehareha ery ity jeneraly Florens fa ho entitra ny fitandroana ny filaminana ny 26 Jiona lasa teo. Inona anefa no vokany?
Olona 3 maty ary 90 naratra. Mazava izany fa tsy mahafehy ny asany amin’ny fiarovana ny aim-bahoaka ity farany ka tokony hametra-pialàna tahaka ny fanaon’ireo tompon’andraikitra ambony any ivelany rehefa tsy mahavita ny asany.

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s