Mpitandron’ny filaminana voahitsakitsaka antampin-doha! Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Miaramila R Al

Mba manana hambo ihany ve ireto mpitandron’ny filaminana Malagasy miseho milay ireto fa raha ny zava-misy aloha dia hiarahan’ny rehetra mahita fa tena voahitsakitsaka mihitsy. Isaky ny misy ny raharaha somary sarotsarotra, dia tsy maintsy miditra an-tsehatra foana ny mpitandron’ny filaminana vahiny, indrindra fa ny Frantsay. Na resaka « kidnapping » aza dia ny zandary frantsay mihitsy no tonga eto amitsika manao  ny fanadiadiana.

F’angaha dia tena tsy mahay na inona na inona mihitsy ireto be galona be miseho milay ireto e? Maro tamin’izy ireo no niofana tany ivelany tany kanefa tsy hita hoe mba inona ny vokatri’izany? 5 andro aty aoriann’ilay asa fampihorohorona teny Mahamasina zao dia mitohy ny fiinana, maty zay maty, maratra zay maratra fa mbola tsy hay mihintsy hoe ahoana ny tohin’ny raharaha. Tsy mahagaga raha handefa ny miaramilany ny Frantsay amin’ny Francofonia* satria tsy mahavita azy ny mpitandron’ny filaminana Malagasy. Mamoritra vahoaka maneho hevitra ihany no hain’izy ireo angamba!!!  Rivo Albert

Miaramila R Al Rivo Albert, logo

* «  La France prendra en charge durant le sommet de la Francophonie en novembre 2016, la formation d’agents de sécurité mais aussi la protection des personnalités. L’ambassade, les consulats, les Alliances française et les écoles françaises ont été placés sous protection renforcée dans le pays depuis les attentats survenus à Paris le 13 novembre dernier.  » Lien : La menace Jihadiste pris au sérieux

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s