Zandary sy Tafika, « Voatifitra ireo dahalo-Beroroha ». Raharaha Bilomalaza.

[BEROROHA]
Tsy matimaty foana akory ny ain’ireo mpiray tanindrazana tao anaty fiara BILOMALAZA.
Lavon’ny zandary sy tafika malagasy i MAROMANA lehiben’ny dahalo mpanafika sy ny namany roa hafa.
2 hafa kosa voasambotra. Nadositra ny 7 lahy ka mitohy ny fanenjehana azy ireo.
Isaorana be dia be ireo tsara sitrapo rehetra nanome vaovao
Tsindrio ny sary
Beroroha 3

[BILOMALAZA BEROROHA]

Sary vitsivitsy momba ny raharaha izay be ny nangataka ny hanehoana azy:
-1-2 : camion taxi brousse voatafika sy efa voaroba ka nahavery vola 7000000AR sy entana marobe an’ireo mpandeha naratra sy maty.
-3-4-5-6: ireo karazan’entana maro tratra tao aminny tobin’ireo jiolahy tao MITSINJORANO BERENTY taorian’ny fifandonana (valise maro, kidoro eponge, radio carte, karatr’ilay zandary maty sy sariny roa, sy entana maro isankarazany, ny basy nampiasain ireo jiolahy etc…) ankoatra ireo dia mbola tratra tao koa ny karampanondron ireo olona naratra sy maty maro izay tafaraka tany anaty valizin’izy ireo nentin ireo jiolahy.


-7: itompokolahy MAROMANA lavo ka tsy afa-manohy ny asa ratsiny intsony taorian ‘ny fifandonana taminny forces sy ny fokonolona nifanampy. (Tsiahivina fa 100m tsy hidirana nyvtanana dia nitifitra ireo jiolahy ireo saingy niaro tena ny mpitandro ny filaminana sy ny kalony ka izy ozao lavo izao. (sary nesorina)


-8-9: isan’ireo jiolahy roa tratra izay nahatratrarana tao antranony ny tenue de combat an’ilay zandary maty

Tsindrio ny sary

 

Beroroha Jiolahy tratra 1

Beroroha Jiolahy tratra 2

Beroroha Jiolahy tratra 3

Beroroha Jiolahy tratra 4

Beroroha Jiolahy tratra 5

Beroroha Jiolahy tratra 6

Beroroha Jiolahy tratra 7

Beroroha Jiolahy tratra 8

Herilalatiana AndrianarisaonaFifamoivoizana eto Madagasikara

Bilomalaza

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s