Cdt. Charles sy ny Fanongana-panjakana, Fevrier-Mars 2009. Tantara mitohy…

Nivahiny tao amin’ny onjam-peo Antsiva ny Colonel Charles Andrianasoavina tamin’ny 08 Martsa 2010 nanazava ny zava-nisy nandritra ny raharaha 2009.Raha fintinina izay voalazany dia noho ny tsy fandraisana andraikitry ny lehiben’ny tafika tamin’izany fotoana no tena antony nidirany nitarika ny tafika hijoro tamin’io raharaha mafana io.Amafisiny fa ara-drariny ny fidiran’ny tafika nanampy ny vahoaka nitolona hoan’ny fanovana.

Tena tsy tantin’ity manamboninahitra iray ity ny fandatsahan’aina nataon’ny filoha am-perin’asa tamin’izany fotoana (Marc Ravalomanana) sy ny karazana fanambaniana ny tafika malagasy nataon’ity filoha ity tamin’ny alalan’ny fampiasana mpikarama an’ady (mercenaires) Israelianina sy Amerikanina (Antsiva-Youtube).

Enquete 7 fevrier 2009 .

7 Février et AV7.

Niverina an-tanindrazana androany ny Col Charles Andrianasoavina, 4 taona taorianan’ny fandefasana azy tany La Réunion, nanaraka fitsaboana. Teny am-pahatongavany teny Ivato androany, dia hita fa salama tsara ny lehilahy.

Nitory an-dRamatoa Christine Razanamahasoa sy ny Jeneraly Ndriarijaona André eny amin’ny Fitsarana ny Kolonely Charles Andrianasoavina

Charles et Lylison

Charles porte plainte

col Charles

Gazety Valosoa Rakoto 15 Janvier 2015

Gazety Valosoa Rakoto
15 Janvier 2015

 Rava sy Charles

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s