Mahamasina. « Sao dia mba ianareo ihany marina e! », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Sao dia mba ianareo ihany marina e!

Tany amboaloahany dia efa maro ihany ireo olom-pirenena no nilaza fa ny fanjakana ihany no tompon’antoka tamin’ilay asa fampihorohorona niseho tetsy Mahamasina. Raha jerena ny zava-misy dia toa marina ihany izany satria 10 andro aty aoriana, mbola tsy fantatra ary mbola tsy voasambotra ny tompon’andraikitra tamin’iny von’olona maharatsiravina iny.
Fa ahoana tokoa no mahatonga an’izany?
Raha milaza ny mpitondra fa ireo mpanohitra ara-politika no tao ambadik’iny asa fampihorohorona iny, maninona no tsy hanaovana fanadiadiana lalina daholo ireo mpanohitra dia hita eo izay tompon’antoka.


Aiza ry jeneraly be Florens miseho ho manaan «  »renseignement » ?
Efa 10 andro aty aoriana izao toa tsy mbola hita izay vokatry ny fanadihadihana?
Sao dia mba mitombina ihany ary ny resaka ataon’ny olona izay milaza fa ny fitondrana ihany no nanao an’ireny mba hanaovana « Diversion » dia ny vahoaka no hatao sorona?

Rivo Albert

05/07/2016.

Aiza ihany Florens

Incompétants et incapables Miaramila R Al

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s