« Ny fahalalahako… ? », Mamitiana Randrianarison.

Mamitiana 1

NY FAHALALAHAKO…?

 

Tsentseno io f´hiporitsaka
Gihazo io f’hisavoritaka…
Io tsy voakombonao
Na tsy faly eo aza ianao

Fehezo raha hahagiaka
Tovozy raha haharitra
Fa io dia hanakiana
Tsy ginanao na oviana

Na iza ianao handrara
Hifehy izay hambara
Io indray dia tsy hiera
Handramatra hitsikera…

Totory fandrarana…
Fehezo koa lalàna…
Io tsy tinampim-bava
Ary mbola hivazavaza…

Velezo ny kibay…
Gadrao daholo izahay
Tifiro na rahony…
Tsy hiloa-bava intsony?

Somparo raha hahavita
Anamparo rehetra ditra
F’io indray tsy feranao
Na tsy faly ho’aho ianao

tokana ihany ho’aho ny teniko
Tsy sinakanao ny peniko…

NARY, Mamitiana Randrianarison.

05/07/2016

Mamitiana 2

  Mamitiana 3

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s