« Veloma ry FAHAFAHANA! », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Arahabaina ry Malagasy tonga ao anaty Jadona !

Ny didy fampiarana sisa no handrasana dia tafiditra tanteraka ao anaty Jadona isika Malagasy. Tanteraka ihany ny amboletra nataon’i Rajao mianakavy ka lany teo anivon’ny Antenimieram-pirenena ilay « code de la communication » hanampenam-bava ny vahoaka sy ny mpanao gazety.
Tapitra hatreo ny fitsikerana ny fitondrana, ireo izay vonona ny higadra sy handoa lamandy 6 tapitrisa Ariary sisa no afaka hitsikera. Tompon’andraikitra tanteraka tamin’izao famonoana ny zo fanehoana hevitra izao ireo solombavam-bahoaka , eo ihany koa isika vahoaka izay tsy nandray ny andraikitritsika tamin’izao manapenam-bava nataon’ny fitondrana HVM izao. Asa hoe mbola tsy azo an-tsaina tsara ve ny “gravité” an’izany sy ny fiantraikany eo amin’ny fiainana andavan’andro?
Veloma ry FAHAFAHANA!

Rivo Albert

08/07/2016.

Fahafahana Rivo Albert Art 20

 

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s