Hanaovana démonstration de force indray ny vahoaka ! Patricia Andriamana (Mcm-Tanà).

 Miaramila

.

Hanaovana démonstration de force  indray ny vahoaka !

 

Feno mpitandron’ny filaminana ny tanana tamin’ny sabotsy teo ary mbola nitohy hatramin’ny omaly. Narovana mafy ny foiben’ny TVM sy ny RNM ary nantsoina hamonjy ny caserne daholo ny miaramila. Mazava fa matahotra mafy ny hiongana ry Rajao mivady sy ny forongony, indrindra fa tao aorianan’ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’ireo mpanao politika mpanohitra izay mivondrona ao anatin’ny hetsika « Mitsangana ry Malagasy ».

Ny fahitana ireo mpitandron’ny filaminana maro mameno ny tanana dia manaporofo fa tsy misy ny fitoniana ara-politika eto amin’ny firenena na dia parlemantera mpisolelaka fitondrana daholo aza ny etsy Tsimbazaza sy ny etsy Anosikely.

Ny azo antoka dia noho ny ataon’i Rajao mivady ihany no mahatonga an’izany rehetra izany. Hamidy amin’ny vahiny ny tanindrazana, ny vahoaka sy ny mpanao gazety tapenam-bava, sns sns. Marina ihany ny teny nataon’ny zoky Vahombey hoe « tsy maintsy hiongana ny fitondrana Mananasy

Patricia Andriamana 

12/07/2016/. Ankorondrano.

Holy HaingoPolisy sy miaramila fotsiny ety aminay !! Fa misy inon ary ???

Ankorondrano 12 Jolay

 Ankondrano 5

Ananas de Tana Tsy mananasy

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s