« Kung fu milisy… », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 Rivo Albert

KUNG FU milisy . . .

Raha ny resaka mandeha amin’izao fotoana izao ary betsaka ireo olona manamarina izany dia ho hantsangan’i Rajao ho milisy sivily ny KUNG FU izay tarihan’ny maître Avoko Rakotoarijaona. Raha ny feo mandeha dia hanome moto miisa 80 ho an’ireto KUNG FU ireto ny filoham-pirenena mba ahafahan’izy ireo manantanteraka tsara an’izay asana milisy sivily izay.

Tanjona amin’izany dia ny ahafahan’ireo mpanao Kung Fu tarihan’i Maître Avoko misakana ireo rehetra izay mikasa ny hidina an-dalambe hanao fihetsiketsehana, na ny mpanao gazety, na ny mpanao politika, na ny sendika…Ny hitsikitsika marina hono tsy mandihy foana raha tsy ao raha ! Hay kay i Maître Avoko miteniteny lava miaro ny fitondrana HVM ity efa misy fifanarahana maloto ao ambadika.

Rivo Albert 3

 

Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s