« Mitady vonjy i Rajao », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Mitady vonjy any amin’ireo depiote sy loholona i Rajao

 

Raha ny loharanom-baovao mari-pototra ry vahoaka Malagasy dia ny filoham-pirenena mihitsy no miziriry mafy amin’ny tokony hampiarana faran’izay haingana ilay « Code de la communication » hanampenam-bava ny vahoaka.

Namory ireo solombavam-bahoaka sy loholona mpisolelaka azy sy ny vadiny hono i Rajao ary tezitra mafy nikapo-databatra satria tsy ampy mihitsy hono ny fanohanan’ireo solombavahoaka sy loholona azy ao anatin’izao fananganana ady amin’ny mpanao gazety sy ny vahoaka izao.
Any amin’ireo solombavam-bahoaka sy loholona mpisolelaka azy sisa no miantso vonjy ny filoham-pirenena satria tsy misy mpanohana. Tsy mba misy fikambanana avy any ivelany na avy eto an-toerana no manohana ity “code de la communication” ity fa ireo mpanao gazetin’ny RNM sy TVM vitsy sy ireo mpanao gazety miara-miasa amin’ny fitondrana no tambazana volabe hanao fanambarana fa manohana ity « code de la communication » ity.

Raha ny fantatra aza dia mbola tsy nahazo vola hono ireto mpanao gazety nanao fanambarana ireto fa nofitahan’ny minisitry ny serasera, Razafindambo Vonison. Izany no mpitondra eto amin’ity firenena ity ry vahoaka Malagasy ka asa aloha zay hiafarany.

15/07/2016.
Rivo Al 1
Advertisements

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s