« Soamahamanina », Christiane Ramian.

Soamahamanina.

 

Inona intsony moa izany no antenaina
Amin’ireo miaramila tsy hiantoka ny aina
Fa hampihorohoro sy hiaro ny vazaha,
Hamotika ny gasy antanàna sy antsaha…

Inona intsony no ilàna fitondrana,
Handetika anay, hanapa-pahefana
Hivarotra ny tany, lovandrazanay,
Raha hiaro ny anay, dia diso ve zahay?

Inona intsony no aminay Malagasy,
Lolohavina ny hafa f’izahay mangasihasy
Ho aiza moa zahay, tsy ho eto ihany,
Ka raha azonay atao, arovanay ny tany!

Mpitondra tsy mihevitra tsy mihaino ny vahoaka
Tsy manan’atidoha afatsy ny hanapoaka,
Miaramila adala, matahotra dahalo,
Ny tantsaha indray no ataony ho fahavalo

 

Soamahamanina

Christiane Ramian.

15/07/2016.

Soamahamanina. Pact Asser

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s