« Endrim-pitondrana inona no misy eto Madagasikara? », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Endrim-pitondrana inona no misy eto Madagasikara?

Rehefa dinihana tsara ny fomba fitantanan’i Rajao mivady sy ny forongony an’ity firenena ity tao anatin’izay 2 taona sy tapany izay dia ireto avy no azo hilazana ny endrikiny fitondrana misy eto.

Voalohany:
– fitondrana mpiaro ny tombotsoan’ny vahiny. Porofon’izany ny fanjakajakan’ny FILATEX, ny zavatra mitranga any Soamahamanina ary ireo tranga hafa rehetra manerana ny Nosy.

Faharoa:
– fitondrana mpanitsakitsaka lalam-panorenana sy mpamita-bahoaka. Porofo, article 54, Haute Cour de Justice, filazana fa nametra-pialana nyPM teo aloha,…

Fahatelo:
– fitondrana tsy maty manota. Porofo, raharaha Bois de rose, Claudine Razaimamonjy, Maharante Jean de Dieu sy ny forongony tany Ihosy,…

Fahaefatra:
– fitondrana kanosa sy mitaintain-dava. Porofo, tsy famelana ny olom-pirenena , ny sendika, ny mpanao gazety hidina an-dalambe, haneho ny heviny an-kahalalahana

Fahadimy:
– fitondrana mpisolelaka amin’ireo firenena sy mpamatsy vola avy any ivelany.

Porofo, fireharehana ny fandraisana ny Francophonie, mitavandra famatsiam-bola avy ivelany loatra hany ka lasa manaonao foana.
Ireo aloha no tena hita mibahana fa mbola misy ny tsy voatanisa

18/07/2016.
Hery mananasy
Gtt Ile de la Réunion 2
Hery Rajao

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s