« Fitondrana mpamono olona . . . », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Fitondrana mpamono olona . . .

 

19/07/2016. Teny Mandroseza teny tamin’ny alina.

Accident mortel Rivo Al

Tsy vitan’ny hoe mpivarotra tanindrazana, mpanao jadona, mpanao trafika maloto, mpanitsakitsaka lalam-panorenana, fa sady mpamono olona ihany koa ity fitondrana Rajaonarimampianina ity. Raim-pianakaviana iray tsy manan-tsiny, saika handeha hody hamonjy ny tokatranony no nofaon’ny fiarana manam-pahefana iray ao anatin’izao fitondrana HVM izao.

Tsy sanatria niampita arabe tampoka akory ny lehilahy na hoe mamo ka nandeha teny ampivaon-dalana fa ilay fiara nitondra ilay manam-pahefana mihitsy no nirimorimo tahaka ny mahazatra no nifaoka azy teny amin’ny sisin’ny arabe. Ireo manam-pahefana eto amitsika moa efa hiarahan’ny rehetra mahita fa tsy mba mahalala mandeha tahaka ny olon-drehetra rehefa eny an-dalana fa fa miheritreritra ny tenany ho tompon’ny arabe ka manao izay tiany atao na dia mety hampidi-doza ho an’ny hafa aza.

Na hamon’olona tahaka izao ihany koa aza moa ry manam-pahefana anga ho voasazy! ny eto amin’ity firenena ity efa fantatra fa mpitondra tsy maty manota. Enao no maty maty eo foana rehefa sendra vonoiny tahaka izao.

Mamitiana 4 Beroroha attaque 2
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s