Ying Vah minisitra, misahana ny harena an-kibon’ny tany sy ny solika eto Madagasikara. Rivo Albert (Mcm-Tanà).

 Soamahamanina tanana a Emmoreg 20 Juillet Miaro sinoa 15

.

Ying Vah sy ny iraka hampanaovina azy

3 volana mahery aty aorian’ny fitsanganan’ny Governemanta Mahafaly Olivier, dia mbola maro ny Malagasy tsy mahafantatra fa ny minisitry eo anivon’ny Fiadiadiana repoblika misahana ny harena an-kibon’ny tany sy ny solika eto amintsika ity anie ka Sinoa dia tsy iza fa i YING VAH, ny anarany fotsiny dia efa mahalaza izany.

Mety vitsy amintsika no mahalala fa nandritran’ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny minisitra teo aloha Lalaharisaina Valerien tamin’ny 19 aprily lasa teo, dia feno teratany Sinoa efa niandry tety ivelany hiarahaba azy. Sinoa izay saika mpandraharaha amin’ny fitrandrahana Harena ankibon’ny tany avokoa. Tsy gaga isika amin’izao fotoana izao raha mahare disadisa amina resaka fitrandrahana ataon’ny Sinoa etsy sy eroa.

Tsy ny ao Soamahamanina ihany, hitan-tsika reny tany Manditsara ireny, zao koa efa mandeha ny resaka fa tonga Ambanja izy ireo sy any Maevatanana. Izany fitrandrahana rehetra izany izay marihana fa tsy manaja ny « code minier » mbola mihantra eto amitsika amin’izao fotoana. Mazava ny iraka na ny « mission » hampanaovina an’ity minisitra Sinoa ity fa ny hanao varo-boba ny harem-pirenena amin’ireo mpitrandraka sinoa.

Mazava ho azy fa tsy hisy tombontsoa ho an’ny vahoaka izany fa izy mianakavy ao amin’ny fitondrana ao no higoka ny volabe avy amin’ireo Sinoa. 

Rivo Albert.

Cliquer pour agrandir.

Ministre des Mines et du Pétrole Ying Vah Zafilahy

 Ministra gasy sy ambasadaoro sinoa

Gvnt Mahafaly

Mitohy Soamahamanina 2

Tratra ingahy ministra

Ho an'ny Fanjakana gasy petaka, dondrona voazvidy

Ying Vah

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s