« Ry Soamahamanina », Mamitiana Randrianarison.

 

RY SOAMAHAMANINA

 

Izaho no mihinana…
Ianareo no mitanina
Tsy dia rarahiako
Izay Soamahamanina

Izaho no miteny
Ianareo valalanina
hadinodinoiko ao
Ry Soaverihanina…

Izaho no mandidy
Ianareo ho’aho milamina
Aza ivakiana loha…
Izay Soamahamanina

Izaho no filoha…
Ianareo ho’aho ry ranona
Vahoaka maditran’
I Soatsihananona…

Izaho no mitondra
Ianareo saozanina
Tantsaha marefon’
I Soamahamanina…

Izaho no velomina
Ianareo hotoranina
Hangina tsikely ao
Ry Soatsimandamina

Izaho no Prezy
Tsy azo kianina…
Ianareo mangina ao
Ry Soatsihahavanona

Izaho mievotrevotra
Ianareo ilay indramina
Aza adino mifidy
An-dRadrahomahafanina

NARY. Mamitiana Randrianarison.
25/07/2016

Nous gagnons et vous

poker de Hery et épouse

esory

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s